Dans la mme rubrique

Zandarimariam-pirenena Tofoka amin’ny mizana tsindrian’ila…

15/04/2019

Tsy misy vola ny fanjakana, ary io no antony tsy hivahan’ny olana maro amin’izao, raha tsy hilaza afa tsy ny an’ny mpampianatra mpikaroka.

Zandarimariam-pirenena Tofoka amin’ny mizana tsindrian’ila…

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana BRINKS nitondra vola Jiolahy 2 matin’ny zandary

15/04/2019

Miala any ny fahasahiana fanafihana fiara tsy laitram-basy mpitatitra vola.

Fanafihana BRINKS nitondra vola Jiolahy 2 matin’ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Halatra taolam-paty-Talatavolonondry Razana 231 tsy hita popoka

15/04/2019

Iraika amby telopolo sy roan-jato no isan’ny razana tao amin’ireo fasana roa nifanakaiky lasan’ireo mpangalatra taolam-paty, na dia tsy fomba aza ny manisa maty amin’ny Malagasy.

Halatra taolam-paty-Talatavolonondry Razana 231 tsy hita popoka

Hamaky ny tohiny...

Analamahitsy Ireo mpanendaka mampiasa moto indray no hazain’ny polisy

11/04/2019

Efa manana ny tetikadiny ireo mpitandro filaminana manoloana ireo mpitondra fiara kodiaran-droa manakan-dalana eny Analamahitsy, indrindra manomboka takariva. «Handray ny fepetra amin’ireo

Analamahitsy Ireo mpanendaka mampiasa moto indray no hazain’ny polisy

Hamaky ny tohiny...

Faritra Avaradrano Ketraky ny tsy fandriampahalemana ny tantsaha

09/04/2019

Lasa faritra mena tanteraka ny eny Avaradrano amin’izao fotoana ary tena mahavelon-taraina ny tantsaha.

Faritra Avaradrano Ketraky ny tsy fandriampahalemana ny tantsaha

Hamaky ny tohiny...

Hentitra sy masiaka ireo lehibe Hosaziana avy hatrany ny polisy jiolahy

09/04/2019

«Hamafisina fa tsy natao ho fialokalofan’ny jiolahy sy ny mpanao ratsy ny asan’ny polisy». Io no tenin’ny Sekretera Jeneralin’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka, ny CGP Herilanto Iangotiana

Hentitra sy masiaka ireo lehibe Hosaziana avy hatrany ny polisy jiolahy

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY FIARA Narian’ireo jiolahy tany Maharidaza ilay mpamily noheveriny fa maty

09/04/2019

Tany anaty alan’i Maridaza lalana RN2 no nanarian’ireo jiolahy ilay mpamily fiara “Renault kangoo” avy eo Anosizato izay noheverin’ireto olon-dratsy fa efa tsy misy aina intsony.

FAKANA AN-KERINY FIARA Narian’ireo jiolahy tany Maharidaza ilay mpamily noheveriny fa maty

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Rugby Famaranana “TOP 6 de l’ocean Indien 2019” Norombahin’ny FTM Manjakaray ny amboara

15/04/2019

Norombahin’ny ekipan’i DAKAR “FTM Manjakaray” ny amboaran’ny Oseana Indiana taranja rugby à XV eo amin’ireo ekipa

 

tompondaka na ny “TOP 6 de l’Ocean Indien 2019”nokarakarain’ny A.R.O.I. Resiny tamin’ny isa mazava  47 no ho 22 omaly tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny ekipan’ny Cosfa Miaramila avy eto Madagasikara ihany koa. Na dia fifaninanana aty anivon’ny Ranomasimbe Indiana aza ity natrehana ity dia marihina fa samy ekipa Malagasy avokoa no tafita niatrika ny lalao famaranana.

Ireo vokatra hafa tetsy Mahamasina omaly :
“Top Fédéral feminine” : 3FB  17 – 13 RCTS
“MATCH DE DEFI ELITE FEDERAL” : SCB Besarety 20 -  23  TFMA Ankasina

 

Ntsoavina Evariste



 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana