Dans la męme rubrique

Tsy atao kilalao

27/03/2019

Solombavambahoaka, antenimieram-pirenena, depiote Zay ndray zao no mahoraka, resaka mandeha Seza maromaro no hiadivana sy hozaraina amin'izany Antoko vitsivitsy mifaninana, miezaka ny ho lany.

Tsy atao kilalao

Hamaky ny tohiny...

Alefa foana Jean aa!

25/03/2019

Mankasitraka anao aho ry Jean aloha amin’izao ataonao amin’ny boay kely eto an-tanàna izao fa tena reveko mihitsy aa!

Alefa foana Jean aa!

Hamaky ny tohiny...

Afaka adidy aho

22/03/2019

Io ary ny anareo aloha ry Jean fa dia afaka adidy aho aa ! MP raha mahatsapa tena ianao?

Afaka adidy aho

Hamaky ny tohiny...

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

18/03/2019

Eo indray izao ity Jean ity dia hilongilongy be tsy ahitan-teny mihitsy mandram-pahatapitry ny fety. Mba omeo izay vaovao any aminao any aloha fa tsss..!!

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

Hamaky ny tohiny...

Maditraditra kely

15/03/2019

Manakory indray ianao aloha ry Jean aa ! Maditra kely hono ianareo ireto ee! Kkkk..!!

Maditraditra kely

Hamaky ny tohiny...

Tampoka..

13/03/2019

Ny tampoka anie ka tsy maha-lehilahy Na mafy be tahaka ny inona miseho ho tena tovolahy Indray mipi-maso anie dia mety hanjavona Koa aza dia tia sehoseho, be avonavona.

Tampoka..

Hamaky ny tohiny...

Andron’ny vehivavy

08/03/2019

Tonga ity ny andron'ny valo martsa niandrasana ela Natokana ho an'ireo vehivavy na ampela Reny nahitana masoandro, nitondra antsika sivy volana Mitaiza sy mamelona, miahy raha sendra olana

Andron’ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Inona indray ary ity ?

15/04/2019

Dia ahoana ra Jean a ! Fa inona indray ity kozinao ity e e ? Fa maninona ary no dia hampianarina an’ireny sahady ny zaza ? Dia tena nilaina ve ny nampidera iny sarina voninkazo malaza ho manintona iny teo ?

 

 

 Ianao anie mba tao anatin’ilay tontolo ihany taloha e ! Ianao koa no nampianatra anay hoe itony ihany no sary fampiseho masoandro. Ka dia gaga aho omaly. Dia ilay voninkazo indray izany no diso koa ! Ireo lasa manaotao foana mahita ireny izany dia tratry ny tsy fidiny sa sendra ny tsy azo hanoharana no ilazana azy ? Tena lasa ny saiko. Inona indray ary ity kozy ity ? Tsy voatery hiteny koa anie ee ! Aleo mangina fa tsy miteniteny foana. Afaka miala amin’io toeranao io ianao dia miverina mitatatata amin’ilay onjampeo nampalaza anao taloha iny indray raha ohatra ka dia tena diso manina. Kony a !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana