Dans la mme rubrique

Tandrevaka nahafaty an’i Alain Boutre Tsy hamelanay ireo mpitsabo, hoy ireo mpanakanto

24/02/2020

Nanao fanambarana ny sabotsy teo ny solontenan’ireo mpanakanto, nahitana an’i Mamy Gotso, notronin’i Tsiliva,

Tandrevaka nahafaty an’i Alain Boutre Tsy hamelanay ireo mpitsabo, hoy ireo mpanakanto

Hamaky ny tohiny...

RADO RAMPARAOELINA Tokony hatao mangaraharaha ny fitantanana ny CLD

24/02/2020

Ny 80 %-n’ny vola azo avy amin’ny CLD ho an’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano dia fantatra fa haompana amin’ny resaka fanabeazana avokoa hahafahana mampihena ny tahan’ireo ankizy tsy tafiditra an-tsekoly.

RADO RAMPARAOELINA Tokony hatao mangaraharaha ny fitantanana ny CLD

Hamaky ny tohiny...

Fihainoana ny hetahetam-bahoaka Hatsangana ny birao isam-bohitra any Arivonimamo

24/02/2020

Hanangana birao isam-bohitra ny ben’ny tanànan’Arivonimamo mba handraisana ny hetahetan’ireo vahoaka eny anivon’ny fokontany.

Fihainoana ny hetahetam-bahoaka Hatsangana ny birao isam-bohitra any Arivonimamo

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Îles Eparses Tena ho sarotra ny raharaha

24/02/2020

Nambaran’ny gazety Frantsay Le Monde fa nampitombo ny fanampiany an’i Madagasikara i Lafrantsa, saingy tsy hamerina velively ny Iles Eparses.

Raharaha Îles Eparses Tena ho sarotra ny raharaha

Hamaky ny tohiny...

Am-perinasa ny HCJ Hisy minisitra teo aloha higadra…

21/02/2020

Notanterahina omaly 20 febroary ny lanonana ara-pitsarana fianianan’ireo mpikambana ao anatin’ny Fitsarana Avo (HCJ),

Am-perinasa ny HCJ Hisy minisitra teo aloha higadra…

Hamaky ny tohiny...

Tetikasan’ny filoham-pirenena Mila fanadihadiana lalina ihany…

21/02/2020

Fotoana izao ho an’ny mpanatanteraka handinihana lalina ireo tetikasa izay hotanterahina eto amintsika.

Tetikasan’ny filoham-pirenena Mila fanadihadiana lalina ihany…

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Atsimondrano Natokana ho an’ny fanabeazana ny 70%-n’ny CLD

21/02/2020

Natokan’ny solombavambahoakan’Atsimondrano mirahalahy, Alain Ratsimbazafy sy Andry Ratsivahiny, ho an’ny sehatry ny fanabeazana ny 70%-n’ny CLD

Antananarivo Atsimondrano Natokana ho an’ny fanabeazana ny 70%-n’ny CLD

Hamaky ny tohiny...


Politique

Randrianasolo Jean Nicolas - Betroka Tsy matahotra fandrahonana ary vonona hifanehatra amin’ny rehetra

11/04/2019

Efa nambaran’ny Cenit foibe fa tsy misy kandidam-panjakana amin’ity fifidianana solombavambahoaka 2019 ity fa mitovy avokoa rehefa nirotsaka hofidiana.

 

 

 

 Mbola nandeha ihany anefa ny ramatahora natao tamin’ireo mpiasam-panjakana ny hanalana azy amin’ny toerany raha tsy  manohana ny kandida tohanan’ireo milaza azy ho teknisiana sy mpandraharaha any Betroka ary dia notanterahin’ny Lehiben’ny distrika vaovao any an-toerana mihitsy ny fanesorana amin’ny toerany an’ireo delegem-panjakana rehetra tsy nety nanaraka baiko omaly alarobia 10 aprily 2019. Mampametra-panontaniana ihany, hoy ity kandida n° 4 any amin’ny distrikan’i Betroka ny ataon’ny Cenit sy ireo mpanara-maso ny fifidianana amin’ny trangan-javatra miseho any Betroka amin’izao ankatoky ny fampielezan-kevitra izao.  Na ho inona na ho inona anefa fandrahonana atao dia tsy hihemotra  ny kandida Randrianasola Jean Nicolas sy ny mpiray lisitra aminy, hoy izy  fa tsy mifidy antoko politika i Betroka amin’ity fifidianana hatrehana ity fa hifidy toeratran’olona. Raha ny filazana fa resaka dahalo foana no ao an-tsain’ny olona rehefa miresaka an’i Betroka dia ambarako fa misy mpitandro ny filaminana mahefa miady aminy any an-toerana fa tsy asan’ny depiote izany. Inona no nataon’ireo olona nilaza izany nefa izy ireo samy tompon’andraikitra ara-panjakana teto amin’ny firenena sy any Betroka avokoa ?

 

Ntsoavina Evariste

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana