Dans la męme rubrique

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

24/02/2020

Nitsidika ny kaominina Maroalomainty sy Maroalompoty, distrikan’Ambovombe sy kaominina Sampona, distrikan'Amboasary Atsimo,

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

24/02/2020

Marary mafy i Tabera Randriamanantsoa amin’izao fotoana izao, raha ny fampahafantarana sy ny antso avo ataon’ny fianakaviany.

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

20/02/2020

Anisan’ireo fifanekem-pandaharan’asa (contrat programme) nataon’ny minisiteran’ny serasera sy kolontsaina tamin’ny filoham-pirenena ny famerenana ny vaky boky any an-dakilasy.

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

20/02/2020

Nesorina tamin’ny toerany araka ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra natao ny 13 febroary lasa teo ny tale misahana ny “Regulation des Medias”

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

20/02/2020

Mpiasam-panjakana ambony miisa 2 izay heverina fa hitazona toerana tena saropady eto amin’ny firenena no voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly alarobia 19 febroary.

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

Hamaky ny tohiny...

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanĂ na

20/02/2020

Miantso ny tompon’andraikitra rehetra eto an-tanàna mba hijery akaky ny fako etsy amin’ny Paraky Soanierana fa efa tsy rariny intsony.

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanĂ na

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

19/02/2020

Mitaraina ho tsy mbola nahazo karama volana janoary ny mpiasa amin’izao fotoana. « Very fanahy mbola velona izahay mpiasa ato amin’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Mpiasan’ny fananan-tany Hiasa sady hitolona

11/04/2019

Nanova paikady hahafahana mangataka ny famoahana ny tale jeneraliny nampidirina am-ponja vonjimaika ireo mpiasan’ny fananan-tany rehetra etsy Anosy.

 

 

 

Raha ny fanazavan-dRakotondravao Willy, mpitondra tenin’ireo sendika, omaly dia  efa misy ny fifampidinihina eo amin’izy ireo sy ny fitondram-panjakana ka andrasana izay mety ho tohiny. Na izany aza, mitohy ny tolona ary hiezaka ny hanadio ny tontolon’ny asa misy azy ireo ihany koa izy ireo. Miantso ny ambaratongam-pahefana rehetra eto amin’ny tany sy ny firenena izy ireo tsy hanao fijery mitanila manoloana ireo tranga misy eto amintsika.  Hiverina hiasa izy ireo manomboka anio saingy hitohy hatrany ny tolona mba tsy hisian’ny mizana tsindrian’ila intsony amin’ny fampiharana ny lalàna.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana