Dans la mme rubrique

Fifidianana Depiote Toamasina I Tsara toerana ny kandidan’ny TIMK25

22/05/2019

Mitohy ny fitsidiham-paritra sy fampielezan-kevitra ataon’i Marc Ravalomanana, ka toerana maro no nandehanany ny fiandohan’ny herinandro teo, toa an’i Tsiroanomandidy, Mahavelona, Mahasolo, Ankadinondry Sakay, …

Fifidianana Depiote Toamasina I Tsara toerana ny kandidan’ny TIMK25

Hamaky ny tohiny...

Tiako i Madagasikara Hitory an-dRajoelina…

22/05/2019

Miandry izay ho fihetsiky ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) sy ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ny Antoko Tiako I Madagasikara manoloana ny propagandy ankolaka ataon’ny filoha manohana ny kandidan’ny IRD.

Tiako i Madagasikara Hitory an-dRajoelina…

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Nandika lalàna fanindroany…

22/05/2019

Mazava ny zava-misy fa tsy mahatoky tena i Andry Rajoelina sy ny kandida depioten’ny IRD ka manomboka manararao-pahefana sy mitady ny hevitra rehetra hibatana ny fandresena.

Andry Rajoelina Nandika lalàna fanindroany…

Hamaky ny tohiny...

Filoha sy Praiminisitra Anaty ady mangatsiaka ?

22/05/2019

Ireo toerana hitany fa tena malemy na mety ho resy ny kandidany no hanaovan’i Andry Rajoelina propagandy an-kolaka, toy ny tao Tsiroanomandidy sokajiana ho tokotanin’ny TIM.

Filoha sy Praiminisitra Anaty ady mangatsiaka ?

Hamaky ny tohiny...

Fandikan-dalàna anaty fifidianana Miandry ny CENI sy HCC hihetsika

22/05/2019

Ny 17 mey teo no nanamarika ireo komity mpanara-maso ny sata mifehy ireo kandida ho depiote nampanao sonia ilay antsoina hoe “Toky nomena”

Fandikan-dalàna anaty fifidianana Miandry ny CENI sy HCC hihetsika

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana solombavambahoaka Nanome 474 tapitrisa ariary ny CENI i Japon

21/05/2019

474 tapitrisa ariary ny tetibola natokan’ny fanjakana Japoney amin’ny tetikasa iray hanampiana ara-pitaovana ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) mba ho fanampiana azy amin’ny fikarakarana ny fifidianana.

Fifidianana solombavambahoaka Nanome 474 tapitrisa ariary ny CENI i Japon

Hamaky ny tohiny...

Firafitry ny Antenimieram-pirenena Ireo endrika 4 mety hitranga

21/05/2019

Mbola baraingo ny mety ho endriky ny Antenimieram-pirenena aorian`ny fifidianana.

Firafitry ny Antenimieram-pirenena Ireo endrika 4 mety hitranga

Hamaky ny tohiny...


Politique

Teknisianina, mpandraharaha avy any Betroka Hanova ny tantaran’ny distrika niaviany

10/04/2019

Tena ratsy laza ny distrikan’i Betroka hatramin’izay. Dahalo foana no ao an-tsain’ny rehetra, hoy i Paolo Raholinarivo raha vao mahare ny anaran’ity distrika iray ity,

 

 

 

 

 manginy fotsiny ny lazany amin’ny resaka kolikoly sy ny tsy fisian’ny fandriampahalemana izay mampitaraina fatratra ny rehetra tokoa. Vonona ny hanova  ny fomba fijerin’ny rehetra ity distrika iray misy azy ireo ity ireo tanora mivondrona ao anatin’ny “Assocition des jeunes pour le developpement de Betroka”, ny teknisianina ny mpandraharaha, ny raiamandreny, ireo mpitarika fikambanana avy any an-toerana mivondrona anaty vovonana iray. Nihaona sy nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Antaninarenina izy ireo omaly ka nambarany fa hatombony amin’ny fijerena ireo tompon’andraikitra izay hitantana ny tanàna sy hijery ny fampandrosoana ifotony izany. Distrika iray tena mamokatra mantsy i Betroka. Ananany ny vary, ny omby, ny voanjo, ny tongolo, ny vatosoa saingy natao gaboraraka ny fitantanana azy hatramin’izay ka tsy  nisy asa fampandrosoana vanona.  Nisy moa omaly ny faneken’izy ireo hanohana  an-dRaobelitsirofo Vôjanahary, kandida laharana fahatelo nilatsaka hofidiana ho solombavambahoaka any amin’ity distrika iray ity ho fanampiana ny fitondram-panjakana amin’ny fampandrosoana an’i Betroka.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana