Dans la męme rubrique

Voafonja eto Madagasikara “Tokony hampahafantarina ny antony amonjana azy !”

24/06/2019

Niaro ny tsenan’ny tantsaha Namontana, resaka Andrefan’Ambohijanahary ary ity farany ity momba ny kianjan’Anosizato.

Voafonja eto Madagasikara “Tokony hampahafantarina ny antony amonjana azy !”

Hamaky ny tohiny...

Fidinan’ny vidin-tsolika Tsy mampiova ny saran-dalana hatreto

24/06/2019

Efa nilaza ny mpitatitra sasany fa kely ny fidinan’ny vidin-tsolika, ka tsy ahafahana mampidina saran-dalana, izay midika fa tsy nisy fiantraikany aloha hatreto.

Fidinan’ny vidin-tsolika Tsy mampiova ny saran-dalana hatreto

Hamaky ny tohiny...

Zaza very, olona tsy hita Misy ambadika politika ?

24/06/2019

Ekena fa tena misy ny fakana an-keriny, izay fikatsahana tombontsoa ara-bola amin’ny endriny maro samihafa no tanjona, na io vola takalon’aina na varotr’olona tsotra izao, mety hanaovana trafikana taova ihany koa izay tsy mbola nahitana porofo mivaingana avy amin’ny mpanao fanadihadiana aloha hatreto.

Zaza very, olona tsy hita Misy ambadika politika ?

Hamaky ny tohiny...

Fametavetana zaza tany Nosy Mitsio Miantso ny Soisa hijery ny raharaha ny GIHTNB

24/06/2019

Mipoitra indray ny raharaha fametavetana ankizy kely any Nosy Mitsio, Nosy-Be, izay mahavohirohy teratany Soisa iray. Taorian` ny fivoahan` ity resaka ity tamin` ireo haino aman-jery,

Fametavetana zaza tany Nosy Mitsio Miantso ny Soisa hijery ny raharaha ny GIHTNB

Hamaky ny tohiny...

MINFOP – CNaPS tany Moramanga Tsy maintsy ampidirina CNaPS ny mpiasa Malagasy

21/06/2019

Mbola maro ny fisalasalana sy ahiahy manodidina ny fidirana ho mpikambana amin’ny fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara.

MINFOP – CNaPS tany Moramanga Tsy maintsy ampidirina CNaPS ny mpiasa Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Fetim-pirenena 26 jona Manomana tolotra vaovao ny BNI

21/06/2019

Kely sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona isika.

Fetim-pirenena 26 jona Manomana tolotra vaovao ny BNI

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny fiparitahan’ny diky Nahazo toeram-pivoahana sy fidiovana ny fokontany Andraisoro

21/06/2019

Mbola betsaka ireo olona tsy manana toeram-pivoahana sy fidiovana eto amintsika. Voakasik’izany manokana ny eny amin’ny faritra iva izay ny 30 % monja no manana.

Ady amin’ny fiparitahan’ny diky Nahazo toeram-pivoahana sy fidiovana ny fokontany Andraisoro

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Ankizy tsy manana kopia ao Toamasina Mila jerena, hoy ny mpanakanto Nantenaina

08/04/2019

Elaela no tsy nahenoana ny mpanakanto Nantenaina. Mitohy ny mozika, hoy izy, saingy izaho dia artista nisafidy ny ho balizin’ny fiarahamonina.

 

 

 

Tsapako fa betsaka ireo ankizy tsy manana kopia sy sora-piankohonana ao Toamasina ary tsy misy mpijery. Olana be io nefa lazaina foana fa zon’ny ankizy ny mianatra. Tsy afaka hianatra sy hahazo diplaoma anefa ny ankizy raha tsy mahazo an’io ary heveriko, fa naman’ny herisetra ny tsy fandraisana andraikitra manoloana izany, hoy i Nantenaina. Raha tsy manana kopia mandra-paha lehibe izy dia na ho mpibata entana ka mety higadragadra fahatany noho ny tsy fahitana karapanondro raha tratra alina na ho lasa mpanao ratsy. Mila jerena izany ary antony nanaovako laharam-pahamehana ny fifanarahana tamin’ny tribonaly tao an-toerana mba hahafahan’ny ankizy maherin’ny 4000 isa hahazo kopia. Niisa 3000 moa no efa nisitraka izany ny taona 2018 ary amin’ity taona ity kosa dia efa miandry ao ny ho ana ankizy 1200 isa.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana