Dans la mme rubrique

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

20/06/2019

Any amin’ny paroasin’ny fiangonana katolika akaiky no misoratra anarana ireo rehetra hanatrika ny Sorona masina hotarihin’ny

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala

19/06/2019

Mbola hiakatra CODIS indray ny 21 jona izao ilay mpisolovava tsy navela hiasa 2 taona,

Maitre Olala

Hamaky ny tohiny...

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

18/06/2019

Fatim-behivavy tokony ho eo amin’ny 18-20 taona eo no hitan’ny fokonolona teo amin’ny

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

Hamaky ny tohiny...

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

VAOVAO TSY MITOMBINA

19/03/2019

Asa na iza indray no manana tombontsoa sy maniraka olona hanaparitaka any anaty tambazotran-tserasera fesiboky amin’izao fotoana izao fa rononon’alika no hanamboarana ny ronono mandrimamin’ny orinasa Tiko ankehitriny.

 Toe-javatra izay tsy mitombona ary tsy hitombona mihitsy raha ny fanazavan’ireo mpandinika momba izany satria hamono antoka ny orinasa izany na sanatria ho atao aza. Miandry ny fanapahan-kevitry ny minisitra tompon’andraikitra moa mikasika ity kaonty fako fa fanaparitahana vaovao tsy marina ity .

ARTISTA TE HO DEPIOTE

Miisa 15 eo izany ireo artista mikasa ny ho lasa depiote raha jerena amin’ireo nahavita nanatitra dosie. Miankina amin’ny fanapahan-kevitry ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana anio ihany anefa ny mikasika ireo mety ho voaray na tsia.

RESAKA MIAMI

Mandeha ny feo ankehitriny fa mety ho tantanan’ny orinasa Ambatovy ny fanatanterahana ilay tetikasa fanovana an’i Toamasina ho lasa toa an’i Miami. Tsy mbola nisy vaovao ofisialy mikasika an’izay moa hatreto fa ho hita eo ny tohiny.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana