Dans la mme rubrique

Lalàna mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

20/09/2019

Nankatoavin'ny governemanta ireo antontan-kevitr'ireo fanitsiana ny lalàna mifehy ny serasera taorian'ireo fakan-kevitra avy amin'ireo mpisehatra samihafa tamina haino aman-jery manerana ny faritra nataon'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina.

Lalàna mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Helikoptera Mpanao gazety 2 voaheloka handoa10 tapitrisa Ar avy

20/09/2019

Sazy henjana, dia fandoavana lamandy 10 tapitrisa ariary no nomen’ny Fitsarana an’i Nadia Raonimanalina talen’ny famoahan’ny gazety Le Quotidien sy Mahery Rabearivony gazetin’ny 24h Mada,

Raharaha Helikoptera Mpanao gazety 2 voaheloka handoa10 tapitrisa Ar avy

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara Notafihan’ny dahalo ny tanànany, very ny omby 50

20/09/2019

Notafihan’ny andian-dahalo nirongo fitaovam-piadiana ny tanàna niavian’ny filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasika na ny SMM, Atoa Clément Jaona.

Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara Notafihan’ny dahalo ny tanànany, very ny omby 50

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

18/09/2019

Aferana kolikoly avo lenta maro no hiakatra indray eo anivon’ny PAC (Pôle Anti-Corruption) amin’ity volana ity, izay tafiditra ao anatin’ny andiany faharoa amin’ny fitsarana mandeha satria ny 19 aogositra ka hatramin’ny 27 aogositra ny adiany voalohany.

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

Hamaky ny tohiny...

Centre Immatriculateur de Madagascar

18/09/2019

« Permis » 21.205 sy « carte grise » 7.835 no vita tao anatin’ny 5 volana

Centre Immatriculateur de Madagascar

Hamaky ny tohiny...

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

16/09/2019

Aoka izay ny kolikoly, aoka izay ny fanararaotam-pahefana, … aoka izay ny fivarotana ny tanin’ny kaominina. Manaiky ve isika ny hivarotana ny zaridainan’Antananinarenina, avereno amin’ny kaominina ny taniny,…

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

Hamaky ny tohiny...

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

16/09/2019

Anio alatsinainy 16 septambra ny fitsarana ny raharaha fanenjehana mpanao gazety miisa 3 sy ny Talen’ny kolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo tamin’ilay raharaha mahakasika ny fisidinana angidimby tao anatin’ny kianjaben’i Mahamasina ny 30 aogositra,

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

Hamaky ny tohiny...


Actualits

CNHJCPM Nampiofanana an’ireo Clerk-na Vadintany Malagasy

15/03/2019

Mpanampy akaiky na Clerk-na vadintany Malagasy niisa 136 manerana ny nosy no nomen’ny CNHJCPM “Chambre Nationale des Huissers de Justice et Commissaires Priseurs Madagascar” na ny holafitry ny vadintany sy mpanao lavanty Malagasy notarihan’ny filohany,

 

 

 

 Me Rasamimaka Mahefalahy tetsy amin’ny ENMG “Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes” etsy Tsaralalàna Antananarivo omaly alakamisy 14 martsa 2019. Fampitovizana  tadin-dokanga amin’ny asa ataon’izy ireo any amin’ny misy azy avy no tanjona tamin’ny fampiofanana sy ho fanomezana haja sy hasina  azy ireo. Rtoa lefitry ny lehiben’ny fampanoavana eto Antananarivo  niaraka tamin’ny filohan’ny CNHJCPM no nitondra fanazavana ny  tsara ho fantatra manodidina ny asan’ireto Clerk-na Vadintany nanaraka fiofanana ireto ary namaly ihany koa an’ireo fanontaniana nanitikitika  azy ireo eo amin’ny olana mianjady aminy avy eo amin’ity asany ity. Ny tena olana goavana indrindra ho anay Huissier de Justice sy ireo Clerk manampy anay, hoy i Me Rasamimaka, dia mahasosotra ny olona foana izahay amin’ny fisian’ny andaniny sy ankilany eo amin’ny raharaha  sahanina nefa tsy izahay no mamoaka  ny didim-pitsarana fa ny mpitsara mandray ny raharaha.

 

Ntsoavina Evariste

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana