Dans la mme rubrique

Mpitandro filaminana Malagasy Tena mbola tsy ampy isa

22/03/2019

Resy tosiky ny olona tezitra noho ny delesstazy teo an-toerana ny mpitandro filaminana noho ny tsy fahampian’ny isan’ireto farany, raha ny tranga teo Antalaha no heverina, ka nahamay ny biraon’ny Jirama.

Mpitandro filaminana Malagasy Tena mbola tsy ampy isa

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo- fandriampahalemana Mifarimbona manidy lalana ny mpitandro filaminana

21/03/2019

Manara-maso tanteraka ireo lalana miditra, indrindra mivoaka ny Renivohitra ireo mpitandro filaminana amin’izao fotoana izao.

Antananarivo- fandriampahalemana Mifarimbona manidy lalana ny mpitandro filaminana

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana teny Andranonahoatra Itaosy Voatifitra ilay mpanao “versement”

19/03/2019

Manomboka miaina anaty tsy fandriampahalemana tanteraka ny eny Itaosy sy ny manodidina amin’izao. Ankoatra ny hala-botry sy ny vaky trano mantsy dia efa tsy matahotra ny manafika amin’ny andro atoandro intsony ireo jiolahy.

Fanafihana teny Andranonahoatra Itaosy Voatifitra ilay mpanao “versement”

Hamaky ny tohiny...

Fitaovam-piadiana tsy ara-dalàna Basy mahery vaika 4 nisy nanatitra tany amin’ny zandary

19/03/2019

Ati-pako! Tamin’ny zoma tapaky ny volana martsa teo no nisy nanao ati-pako ny basy kalaknikov roa, fa ny 2 hafa kosa mpitana ireny fitaovam-piadiana ireny efa nahazo alalana tany aloha no nanatitra izany teo amin’ny zandary,

Fitaovam-piadiana tsy ara-dalàna Basy mahery vaika 4 nisy nanatitra tany amin’ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Tsaratanana Mpaka takalon’aina 5 tamin’ny 60 no voatifitra

19/03/2019

Dimy izay anisan’ireo heverina ho mpaka takalon’aina saika hanohitra sy handositra tamin’ireo mpivory enipolo mahery no lavo voatifitry ny zandary nandritra ny fifanjevoana.

Tsaratanana Mpaka takalon’aina 5 tamin’ny 60 no voatifitra

Hamaky ny tohiny...

Tsaratanana Mbola tsy hita ilay kandida natao takalon’aina

18/03/2019

“Mbola tsy tafaverina ilay mpirotsaka ho fiadiana ho solombavambahoaka izay saika hiaraka amin’ny Fitondrana izay mijoro”.

Tsaratanana Mbola tsy hita ilay kandida natao takalon’aina

Hamaky ny tohiny...

Tetik’adin’ny jiolahy mpanafika Mpanampy vavy no atao mpitsikilo

15/03/2019

Ny fampidirana mpiasa amin’ny trano hotafihina hitsikilo mba hahazoana ny vaovao indray izao no ketrik’ireo tambazotran’olondratsy.

Tetik’adin’ny jiolahy mpanafika Mpanampy vavy no atao mpitsikilo

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Asan-jiolahy Dahalo 8 lahy nanolana mpianaka

14/03/2019

Mirongatra ny asa fanafihan-dahalo ao anatin’ny kaominina Fieferana, distrikan’Antananarivo Avaradrano.

 

 

 Tokantrano maromaro tao anatina  tamboho iray mifefy  indray no lasibatra ny alatsinainy alina teo tao amin’ny Fokontany Ambohitrinandriana, kaominina Soamanandray. Dahalo 8 lahy tsy misaron-tava raha ny loharanom-baovao no tonga nanafika azy ireo. Lasany tamin’izany avokoa ny vola rehetra tao amin’ireo tokantrano ireo, izay marihina fa  mpihavana avokoa. Anisan’ny lasibatra tamin’izany ny zatovo iray manomana mariazy izay marihina fa tsy manana tahiry intsony. Tetezin’ireo dahalo ny isa-trano ary nambanany tamin’ny sabatra avokoa  izay rehetra nolalovany, raha ny fantatra hatrany. Na izany aza anefa dia nijanona teo ny tantara. Olona mianaka ihany koa mantsy nalain’ireo dahalo an-keriny mba hanoro azy izay toeram-pivarotana mety hisy vola tao an-tanàna. Naolany avy hatrany anefa izy mianaka kely ireto ka ho an’ilay zazavavy kely izay mbola virijiny dia  fantatra fa potika tanteraka ny fahadiovany. Teo imason’ilay Raim-pianakaviana no nanaovan’ireo tsy mataho-tody izany. Voatery naiditra hôpitaly etsy Befelatanana manaraka fitsaboana moa izy mianakakely ireto.  Ity no fanafihana fanin-diminy nitranga tao Fieferana tato anatin’ny efa-bolana, raha ny fantatra. Efa mandray ny andraikiny manetsika ireo vatan-dehilahy feno 18 taona  rehetra manao asa fiambenana ao an-tanàna moa ny kaominina amin’izao fotoana izao.

 

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana