Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Ra zato !

21/06/2019

Dia ahoana Ra zato aaa ! Oadray ! Ra Jean mantsy e ! Azafady indrindra re fa tena donto be an’ilay famakafakan’ilay sakaizanao tao amin’ny onjampeo omaly iny aho a !

Taratasin’i Jean Ra zato !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Soava dia !

19/06/2019

Eny ary ry Jean ! Tonga ity ilay fotoana ka dia mirary soa anao. Soava dia e !

Taratasin’i Jean Soava dia !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

17/06/2019

Manakory ianao ry Jean ! Mafy ianareo. Miaiky aho izay. Iza tamin’ireo nodimbiasanareo ireo no ataonao filamatra amin’izao

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

Hamaky ny tohiny...

Mody adala indray ee !

14/06/2019

Mahita tenenina foana ianareo ity ry Jean ka ! Izay sipa nokaotinareo tamin’ny fahatanoranareo angamba tonga dia iray andro daholo dia zaka.

Mody adala indray ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Tampoka..

13/03/2019

Ny tampoka anie ka tsy maha-lehilahy Na mafy be tahaka ny inona miseho ho tena tovolahy Indray mipi-maso anie dia mety hanjavona Koa aza dia tia sehoseho, be avonavona.

 

 

 

 

 

Na mpanefoefo ianao na koa fadiranovana

Na mitanty reraka fotsiny na mifofotra torovana

Ny ady sarotra tsy maintsy misy hatrany

Raha mbola miaina eto ambonin'ny tany

 

Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa

Mifalia dieny mbola velon'aina, mizarà ny soa

Aza mamorona fahavalo fa mifanampia

Malagasy foana ianao na hiodin-kavanana na hiodin-kavia

 

Izay afafinao anio ho jinjaina rahatrizay

Koa aza tia tena loatra, aza miseho milay

Tsinjovy hatrany ireo taranaka any afara

Tsy maintsy hisy valisoa hoan'ny mpanao ny tsara.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana