Dans la męme rubrique

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna

12/06/2019

Vinavinaina ho amin’ny volana oktobra ho avy izao ny fifidianana ben’ny tanàna eto Madagasikara.

Fifidianana ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

11/06/2019

Mikorotan-tsaina tanteraka ny ray aman-dreny monina eny amin’ny manodidina an’Ambohibao sy Talatamaty ankehitriny.

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

Hamaky ny tohiny...

NAMPIHINANA AKOHO VELONA

07/06/2019

Nasaina nohanina velona ilay akoho. Izay no fitsaram-bahoaka nahazo ny tovolahy iray tetsy Andraisoro omaly.

NAMPIHINANA AKOHO VELONA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Marc Tatandraza

12/03/2019

Marary mafy any am-ponja ilay mpitondra fivavahana, Marc Tatandraza, hoy ireo mpiaradia aminy fa tsy mbola nodimandry izany.

 

 

 Mangataka izy ireo mba hatsahatra ny tsaho ary miangavy mafy ny filoham-pirenena sy ny fitondrana ihany koa mba hijery izay azo hanavotana ity mpitondra fivavahana malaza iray ity.

Antalaha

Efa mahatratra hatramin’ny 1500 ariary ankehitriny ny kapoakan’ny vary ao Antalaha ao, raha ny nambaran’ny mponina any an-toerana. Ratsy dia ratsy ny lalana makany manomboka eo Ambilobe ka mahatonga izay fidanganam-bidim-piainana izay, raha ny voalaza hatrany. Maharitra 4 ka hatramin’ny 5 mihitsy vao tonga any amin’izay tokony hitodiana.

Seces

Io indray ary fa miha mitarazoka ny olana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo satria dia efa manambana ny hitokona koa amin’izao fotoana ireo mpianatra ary ny an’ny mpampianatra moa izany dia miandry izay ho tapaka amin’ny fivoriana rahampitso alarobia. Efa nampitandrina ny fanjakana moa izy ireo.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana