Dans la męme rubrique

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna

12/06/2019

Vinavinaina ho amin’ny volana oktobra ho avy izao ny fifidianana ben’ny tanàna eto Madagasikara.

Fifidianana ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

11/06/2019

Mikorotan-tsaina tanteraka ny ray aman-dreny monina eny amin’ny manodidina an’Ambohibao sy Talatamaty ankehitriny.

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

Hamaky ny tohiny...

NAMPIHINANA AKOHO VELONA

07/06/2019

Nasaina nohanina velona ilay akoho. Izay no fitsaram-bahoaka nahazo ny tovolahy iray tetsy Andraisoro omaly.

NAMPIHINANA AKOHO VELONA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

MPAKA ANKERINY TSARATANANA

08/03/2019

Olona valo no voasambotry ny mpitandro ny filaminana izay ahiana ho nandray anjara mivantana tamin’ny fakana an-keriny olona dimy tany Tsaratanana, nahitana ilay sefo ZAP.

 

 

Natolotra ny fampanoavana any Mahajanga ny alatsinainy 25 febroary lasa teo izy ireo. Naharitra ora maro ny famotorana. Naiditra an-ponja vonjimaika ao Marofoto izy ireo.

ITAOSY

Tovolahy iray 25 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP Itaosy tao an-tranony ny sabotsy 2 martsa teo teny amin’ny faritra Loharanombato tokony ho tamin’ny 9 ora alina noho ny resaka fanendahana miampy fampiasana zava-maranitra. Noho ny resaka fanendahana io dia efa nokarohina ity lehilahy ity ka vaovao avy amina tsara sitrapo no nahafahan’ny polisy nahita ny toeram-ponenany. Mbola hita tao ny sabatra iray fitondrany rehefa manao ny asa ratsiny izy.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana