Dans la męme rubrique

Mody adala indray ee !

14/06/2019

Mahita tenenina foana ianareo ity ry Jean ka ! Izay sipa nokaotinareo tamin’ny fahatanoranareo angamba tonga dia iray andro daholo dia zaka.

Mody adala indray ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Matahotra inona ?

20/05/2019

Fahasalamanao indray ry Jean ? Inona no malaza any aminao any ?

Taratasin’i Jean Matahotra inona ?

Hamaky ny tohiny...

Ho aiza indray ianareo ?

17/05/2019

Manao ahoana i Jean ! Ho aiza indray ianareo ? Tena nahita deba lava tongotra aho rangahy fa ianareo no tena nampiaiky ahy indrindra a !

Ho aiza indray ianareo ?

Hamaky ny tohiny...

Ririnina..

08/05/2019

Vanin'andro ririnina, hatsiaka mamirifiry Ny lamba fitafy anefa tsy mba misy firy Ary ny tena loza sy mampalahelo tokoa Dia mbola may hatramin'ny trano fonenana koa.

Ririnina..

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Andron’ny vehivavy

08/03/2019

Tonga ity ny andron'ny valo martsa niandrasana ela Natokana ho an'ireo vehivavy na ampela Reny nahitana masoandro, nitondra antsika sivy volana Mitaiza sy mamelona, miahy raha sendra olana

 

 

 

 

Ankalazaina eran-tany ny andronareo ry Ramatoa

Koa entanina ny rehetra hanaja azy ireo ary koa hankato

Vehivavy fototry ny aina, antoky ny fampandrosoana maharitra

Vehivavy Malagasy, miaina tsara sady finaritra

 

Omeo lanja tanteraka ny vehivavy eo amin'ny andavanandro

Aok'izay ny fanambaniana sy fikasihan-tanana any anaty tokantrano

Ho ela velona ianareo ry Andriambavilanitra

Hirotsaka aminareo ny tsiron'ny tany sy ny andon'ny lanitra.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana