Dans la mme rubrique

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

20/06/2019

Any amin’ny paroasin’ny fiangonana katolika akaiky no misoratra anarana ireo rehetra hanatrika ny Sorona masina hotarihin’ny

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala

19/06/2019

Mbola hiakatra CODIS indray ny 21 jona izao ilay mpisolovava tsy navela hiasa 2 taona,

Maitre Olala

Hamaky ny tohiny...

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

18/06/2019

Fatim-behivavy tokony ho eo amin’ny 18-20 taona eo no hitan’ny fokonolona teo amin’ny

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

Hamaky ny tohiny...

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Alakamisy Anosiala

05/03/2019

Nisehoana asan-jiolahy indray ny alin’ny alahady teo teny Alakamisy Anosiala. Tokantrano maromaro no norobain’ireo jiolahy ary lehilahy iray no namoy ny ainy voaray. Nahitana bala iray teo an-tokontany nandritra izany fanafihana izany, raha ny fampitam-baovao hatrany

 

.

Kandida depiote

Ho tontosaina anio etsy amin’ny biraon’ny CENI etsy Nanisana ny fampiofanana ireo kandida ho depiote mikasika ny fiatrehana izay tontolom-pifidianana ho avy izay. Hatramin’izao moa dia mbola hita ho marisarisa ireo olom-pirenena, eny, fa nahatramin’ireo andrasana ho kandida aza. Sakana rahateo koa ilay onitra 5 tapitrisa takiana.

Olon-dRajaonarimampianina

Ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina ihany izany no hany mba tsy ahiana ho tafiditra ao anatin’ny lisitry ny hazalambon’ny fitondrana Andry Rajoelina rah any fandinihana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Saika taraiky araka ny fitenin’ny tanora azy avokoa ireo olon’ity filoham-pirenena teo aloha ity.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana