Dans la mme rubrique

Seha-pihariana lavanila Mamelona Malagasy 200 000

19/06/2019

Hisokatra ny 15 jolay izao ny fiotazana lavanila ho an’ity taona 2019 ity eto Madagasikara.

Seha-pihariana lavanila Mamelona Malagasy 200 000

Hamaky ny tohiny...

Augustin Rakotonirina “Maika ny fampandrosoana ny faritra Alaotra Mangoro”

17/06/2019

Anisan’ny asa maika miandry ny solombavambahoaka Augustin Rakotonirina, lany tany amin’ny distrikan’i Moramanga manomboka izao ny fampandrosoana ny Faritra misy azy.

Augustin Rakotonirina “Maika ny fampandrosoana ny faritra Alaotra Mangoro”

Hamaky ny tohiny...

International Fair Tourism Madagascar 2019 Andrasana ny akony eo amin’ny fizahantany

17/06/2019

Nifarana omaly alahady 16 jona ny hetsika fampirantiana momba ny fizahantany ITM andiany fahavalo nokarakaraina teny amin’ny CCI Ivato. Mpandray anjara miisa hatrany amin’ny 300 no nampiranty ny tranohevany teny ary nahatratra 15 000 ny mpitsidika.

International Fair Tourism Madagascar 2019 Andrasana ny akony eo amin’ny fizahantany

Hamaky ny tohiny...

Sehatra fizahantany Hanainga haingana ny toekarena Malagasy

14/06/2019

Nanomboka omaly alakamisy 13 jona teny amin'ny CCI Ivato ny salon ITM (International Tourism Fair Madagascar) andiany fahavalo.

Sehatra fizahantany Hanainga haingana ny toekarena Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Ketrika.com Manakaiky kokoa hatrany ny mpanjifa

14/06/2019

Mandray anjara eny amin’ny ITM 2019 andiany faha-8 eny amin’ny CCI Ivato ny www.ketrika.com.

Ketrika.com Manakaiky kokoa hatrany ny mpanjifa

Hamaky ny tohiny...

Toekarena sy fandraharahana Mpanondrana lavanila miisa 139 no nahazo fankatoavana

13/06/2019

Tafiakatra 130,9 tapitrisa dolara ny tombony azo tamin`ny fanondranana lavanila ny telo volana voalohany ny taona, nahitana fiakarana 15,9% izany.

Toekarena sy fandraharahana Mpanondrana lavanila miisa 139 no nahazo fankatoavana

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny fandraharahana Manomboka mahazo laka ny vehivavy

12/06/2019

Mba ahafahana mametraka ny anjara toeran’ny fandraharahan’ny vehivavy eto Madagasikara dia roa andro no hanatanterahana ny Fikaonandoha mahakasika ny fandraharahan’ny vehivavy matihanina na ny “Women in business”

Tontolon’ny fandraharahana Manomboka mahazo laka ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...


Toekarena

Fandraharahana amin’ny fambolena Tsy ampy ny fanofanana ireo tanora

05/03/2019

Olana hatrany eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny fanofanana momba ny fandraharahana ny amin’ny fambolena. Maro be anefa ankehitriny ireo tanora efa mitodi-doha amin’io sehatra io.

 

 

  Misy amin’izy ireny no mandimby ny zavatra nataon’ny ray aman-dreniy fotsiny, hany ka mitovy ihany ary tsy misy fitomboana sy fivorana ny fandraharahana amin’ny famokarana ataony 11 tapitrisa isan-taona ny tanora afrikanina efa afaka miditra amin’ny sehatry ny asa nefa 3 tapitrisa ihany no tafiditra amin’ny sehatra ara-dalàna. Raha ny eto Madagasikara manokana dia saiky mirona mankany amin’ny fambolena hatrany ireo tanora tsy an’asa ankoatran’ireo manao ny asa tena izay ahazoana vola maika fotsiny.  Tokony hisy ny fiaraha-miasa matotra amin’ny minisiteran’ny indostria sy ireo afaka mamatsy vola, hanaovana fanofanana ireo tanora hisehatra amin’ny fandraharahana amin’ny fambolena. Tanjona ny hamoronana aa ho an’ny tanora miainga amin’ny fiofanana atrehiny ary tsy hiantehitra amin’ny famatsiam-bola ivelany fa tena hahay hanodina ny eo an-tanany. Mifamatotra tanteraka ny fandraharahana amin’ny fambolena sy ny fampandrosoana ara-toekarena eto Madagasikara noho ny fironan’ny maro an’isa amin’io sehatra io amin’izao fotoana izao. Araky ny fantatra mantsy dia ireo tanora Malagasy latsaky ny efa-polo taona no voasarika amin’io sehatra io kanefa tena tsy ampy ary zara raha misy fiofanana. Izany ihany anefa no mba ahafahany mamorona ireo tetikasany ka ilàna fandraisan’andraikitra tanteraka amin’ny fanjakana.

 

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana