Dans la mme rubrique

Raopilanina 5, angidimby 4, fiara 134… Novidiana tamin’ny vola avy aiza ?

25/06/2019

Zary efa maty izany tafika ana habakabaka Malagasy izany satria tena tsy misy fitaovana intsony.

Raopilanina 5, angidimby 4, fiara 134… Novidiana tamin’ny vola avy aiza ?

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Voafatotry ny aferan’ny tetezamita

25/06/2019

Miezaka ny filoha fa mbola mifoha hatrany ny ampamoaka mahakasika ny fitantanany tamin’ny andron’ny tetezamita.

Andry Rajoelina Voafatotry ny aferan’ny tetezamita

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Ntsay Christian Manamafy ireo fiaraha-miombon’antoka

25/06/2019

Nampiantso atrikasa handraisana fanapahan-kevitra momba ireo laharam-pahamehana amin’ny andiany faharoa amin’ny fampiasana ny famatsiam-bola avy amin’ny Firenena Mikambana ho fanamafisana ny filaminana sy ny fandriampahalemanana eto Madagasikara ny Komity mpitantana izany, notarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian sy Rtoa Violette Kakyomya,

Praiminisitra Ntsay Christian Manamafy ireo fiaraha-miombon’antoka

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ivato Betsaka ny asa vitan’ny Ben’ny tanàna ary mbola hotohizana

25/06/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany i Penjy Randrianarisoa Ben’ny tanànan’Ivato omaly manoloana ireo zava-bitany tao anatin’ny efa-taona nitondrany ny kaominina Ivato.

Kaominina Ivato Betsaka ny asa vitan’ny Ben’ny tanàna ary mbola hotohizana

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Mbola baraingo ny ho mpanohitra

24/06/2019

Araka ny vokatra vonjimaika avy amin`ny CENI, ny vondrona politika manohana ny filoham-pirenena no nahazo ny maro an`isa.

Antenimieram-pirenena Mbola baraingo ny ho mpanohitra

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny fetim-pirenena Naverina ny kermesin’ny Tafika

24/06/2019

Tany amin` ny Repoblika voalohany no nisy farany ny kermesin`ny Tafika Malagasy teny Betongolo karakarain'ny Foloalindahy teto amintsika noho ny antony fandriampahalemana.

Fankalazana ny fetim-pirenena Naverina ny kermesin’ny Tafika

Hamaky ny tohiny...

Marc Ramiaranjatovo Mbola hilatsaka hofidiana ho Ben’ny tanàna

24/06/2019

Ny fanomanana ny fifidianana Ben’ny tanàna indray izao no malaza eto amintsika. Ho an’ny kaominina Alasora, distrikan’Antananarivo Avaradrano manokana dia fantatra fa mbola hilatsaka hofidiana Atoa Marc Ramiaranjatovo hahafahany manohy ireo asa tsy vita ao anatin’ity kaominina iadidiany ity.

Marc Ramiaranjatovo Mbola hilatsaka hofidiana ho Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny...


Politique

Raharaham-pifidianana Solombavambahoaka Hisandrahaka manerana ny nosy ny Vondrona politika VTT

28/02/2019

Noho ny hiatrehana ny fifidianana Solombavambahoakan’i Madagasikara ho tontosaina ny faha-27 mey 2019 dia fantatra fa tafatsangana ankehitriny ny Vondrona politika VTT « Vondron’ny Tia Tanindrazana »

 

 

 

 hivondronan’ny antoko HVM tarihan’i Mohamed Rachidy sy ny antoko Kintana tarihan’i Tabera Randriamanantsoa ary ny GJMP « Groupement des Jeunes Malagasy Patriotiques » tarihan-dRandrianasolo Jean Nicolas izay manana hevitra hitoviana eo amin’ny raharaham-pirenena ankehitriny ka hanolotra kandida iombonana amin’ny fifidianana parlemantera ho avy. Fiaraha-mitantana « Collégiale » no hitondrana ny VTT, hoy ny fanazavana azo tamin’ny mpitarika vitsivitsy amin’izy ireo teny Anosy omaly, ary hisandrahaka manerana ny nosy ny ambaindainy. Tsy misy mahazo tombontsoa amin’ny korontana, hoy ny VTT ka ny tombontsoam-pirenena sy ny tombontsoam-bahoaka no vaindohan-draharaha himasoan-dry zareo. ka tsy ho volena ao an-tsaina mihitsy izany hoe hanohitra fitondrana izany. Ny fanovana ny teo-tsaina politika misy eto amin’ny firenena ankehitriny no tanjona, hoy izy ireo, dia ilay hoe : ny sahirana dia sahirana ihany fa ny mpanao politika vitsivitsy no milomano ao anaty harena mihoampampana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana