Dans la mme rubrique

Lisi-pifidianana manondrana lava Lisitra biometrika no vahaolana…

17/06/2019

Tsy azo hihodivirana ny hidiran`i Madagasikara amin`ny fampiasana ny lisitra biometrika sy ny tena mangarahara amin`ny fifidianana, hoy ny CENI.

Lisi-pifidianana manondrana lava Lisitra biometrika no vahaolana…

Hamaky ny tohiny...

Fidele Razara Pierre “Nahafa-po ny asan`ny CENI”

17/06/2019

« Naneho ny fahendreny sy ny fahasahiany ny CENI raha namoaka ny voka-pifidianana feno tsy ofisialy », hoy i Fidele Razara Pierre, kandidà TIM nirotsaka tany Ambatondrazaka.

Fidele Razara Pierre “Nahafa-po ny asan`ny CENI”

Hamaky ny tohiny...

Valim-pifidianana depiote «Aoka mba ny fahamarinana no handresy »

17/06/2019

Mbola vonjimaika ny an’ny CENI, miandry ny vokatra ofisialin’ny HCC izahay, hoy ny kandida Todisoa Andriamampandry eny amin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo.

Valim-pifidianana depiote «Aoka mba ny fahamarinana no handresy »

Hamaky ny tohiny...

Vokatra vonjimaika Niaiky ireo lesoka sy halabato ny CENI

17/06/2019

Akon` ny fifidiananana sy fikirakirana ny voka-pifidianana no tena nibahana nandritra ny fanambarana ny voka-pifidianana vonjimaika avy amin` ny CENI ny sabotsy lasa teo.

Vokatra vonjimaika Niaiky ireo lesoka sy halabato ny CENI

Hamaky ny tohiny...

Depiote Jean François Michel Hendry ny vahoakan’Antsirabe I

17/06/2019

Hendry ary mahatsapa ny fahaiza-manaon’ny TIM ny vahoakan’Antsirabe matoa nametraka fanindroany ny fitokisany, hoy ny depiote Michel izay mitarika vonjimaika hatrany hatramin’ny famoahan’ny CENI ny vokatra omaly tetsy Alarobia.

Depiote Jean François Michel Hendry ny vahoakan’Antsirabe I

Hamaky ny tohiny...

Toky nomen’ireo kandida “Nisy ny indrokely izay mila harenina”, hoy i Maka Alphonse

17/06/2019

“Voahaja ihany ny toky nomena izay nosoniavin’ny 70%-n’ireo kandidà solombavambavambahoaka”, araka ny resaka nataon’ny filohan’ny komitin’ny fampihavanana Malagasy (CFM) ny sabotsy lasa teo teny Alarobia.

Toky nomen’ireo kandida “Nisy ny indrokely izay mila harenina”, hoy i Maka Alphonse

Hamaky ny tohiny...

Paul Kagame hireharehan-dRajoelina Ny politikan-dRavalo no akaiky azy…

17/06/2019

Hireharehan’Atoa Andry Rajoelina mafy ny hahatongavan’ny filoha Rwandais Paul Kagame eto Madagasikara, ary efa manomboka harantiranty eran’ny tanàna, toy ny eny Ankorondrano ny sariny.

Paul Kagame hireharehan-dRajoelina Ny politikan-dRavalo no akaiky azy…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Razafimanantoanina Mamitiana Ben’ny tanàna vonona ho solombavambahoaka

21/02/2019

« Ho kandidà solombavambahoaka ny tenako amin’izao fifidianana izao ho mariky ny fampandraisana andraikitra ny tanora amin’ny fitantanan-draharaha sy fampandrosoam-pirenena mifanaraka amin’ny tarigetran’ny fitondrana ankehitriny »,

 

 

 hoy ny fanambaran’i Mamitiana Razafimanantoanina, nandritra ny lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona nifanaovan’ny kaominina tantanany sy ny vahoaka, ny faran’ny herinandro teo. Fiangaviany an’ireo nanosika azy handray fanapahan-kevitra kosa ny hisian’ny fifankatiavana sy fifanomezan-tanana ary hialan’ny tsirairay amin’ny fifanilikilihana amin’ny lafiny rehetra, hiaraha-miantsoroka ny asa fampandrosoana tian-kapetraka. « Aoka tsy ny loko politika na ny fahasamihafana ara-kevitra intsony no hibaiko fa ny tanjona iraisana amin’ny fampandrosoana », hoy izy. Anisan’ireo ben’ny tanàna tanora indrindra ao amin’ny distrikan’i Brickaville ny an’Anivorano Est nefa naharesy lahatra ny vahoaka tao anatin’ny distrika iray manontolo ny zava-bitany teo amin’ny fampandrosoana ny faritra iadidiany ka nahatonga ny fanosehana azy ho amin’io sehatra mivelatra kokoa io, hiarahan’ny rehetra mahazo tombontsoa avy amin’ny asany. Nohadiana nialoha io lanonana io ny fototry ny trano famakiam-boky vaovao tao amin’ny kaominina Anivorano Est, vokatry ny famadihana ho asa avy hatrany ny tamberimbidy vao narotsaky ny orinasa Ambatovy. Nahazo fankasitrahana manokana tamin’ny minisiteran’ny tontolo iainana koa ity ben’ny tanàna ity noho ny fanomezany lanja manokana ny fitantanana ara-tontolo iainana tao an-toerana.

Ntsoavina Evariste

 

 

  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana