Dans la mme rubrique

Polisim-pirenena Nahazo tale vaovao telo

16/08/2019

Lanonana telo sosona no notanterahina teo anivon’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka ny alarobia 14 aogositra 2019 teo, dia ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny DRH (Direction des Ressources Humaines),

Polisim-pirenena Nahazo tale vaovao telo

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika efa adinodino Mety hipoitra indray

08/08/2019

Na tsy mbola fantatra aza ny tena daty ofisialy dia naman’ny azo lazaina foana hoe akaiky ny fifidianana ben’ny tanàna. Be ny zava-nanaitra teo amin’ny tontolo politika tato ho ato.

Mpanao politika efa adinodino Mety hipoitra indray

Hamaky ny tohiny...

Fakana an-keriny sy asan-dahalo Mpanao “kidnapping” 5 lahy tratra

05/08/2019

Tratra ny jiolahy miisa 5 naka an-keriny zazalahy 12 taona tany Betela Morarano Kraoma, distrikan’Amparafaravola ny harivan'ny 16 jona 2019.

Fakana an-keriny sy asan-dahalo Mpanao “kidnapping” 5 lahy tratra

Hamaky ny tohiny...

BETROKA Nisy namaky ny vala nanagiazana ireo omby halatra

30/07/2019

Nisy nikasa hiditra an-keriny ny toerana nanagiazan'ny kaominina ireo omby azo avy any Soahazo Mangalahy. Ny sabotsy lasa teo no tsikaritra fa nisy nanapitsoka ny toerana nitazonan’ny kaominina Betroka ireo omby saron'ny zandary ireo.

BETROKA Nisy namaky ny vala nanagiazana ireo omby halatra

Hamaky ny tohiny...

Ratsimindriona Aida Hardy « Folo isan’andro ny fasana vaky any Taolagnaro”

29/07/2019

“Laharam-pahamena ny ady amin`ny tsy fandriampahalemana » hoy Rtoa Ratsimindriona Aida Hardy, solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’i Taolagnaro.

Ratsimindriona Aida Hardy « Folo isan’andro ny fasana vaky any Taolagnaro”

Hamaky ny tohiny...

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

12/07/2019

Mitaky fanadihadiana tsy mitanila avy amin’ny fanjakana sy ireo fikambanana mpiaro ny zon’olombelona ny fianakavian’ireo maty notifirin’ny zandary tao Soahazo,

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

09/07/2019

Nisehoana asan-jiolahy indray tao amin’ny distrikan’i Miandrivazo, ka nahafatesana sy nandratrana olona.

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

KIDNAPPING-Fijoroana vavolombelona “Aleon’ny fianakaviana mitady vola hitandroana ny aina”

11/02/2019

Ho fiarovana ny ain’ny lasan’ny mpaka an-keriny, izay nitranga ny alakamisy 7 Febroary teo, tany Tsaratanana, efa eo am-pivarotana omby ireo fianakaviana.

 

 

Zanaky ny fianakaviany akaiky ny tamin’ireo telo lasan’ny mpanao kidnapping. Fianakaviana sahirana no misy azy ary tsy hahatakatra ireo vola be tadiavin’ny mpaka takalon’aina. Ho fanavotana az,  samy niezaka mivaro-panana izahay mianakavy, tahaka ny omby ho an’ireo havana tantsaha.” Hoy Njaka Andria, havana akaikin’ilay lasa takalon’aina farany teo tao amin’ny Distrikan’ny Tsaratanana. Tsy vitsy amin’ireo fianakavian’ny lasibatra tokoa, indrindra ny teratany vahiny no miezaka mangiana hisorohana ny mety ho famonoana ataon’ireo tsy mataho-tody. Nilaza anefa ilay akaikin’ny lasibatra fa efa manao izay ho afany ny mpitandro filaminana. Heverin’ny fianakaviana fa mifameno amin’ny ezak’izy ireo izany saingy mitaky fahamalinana, “ny vola fitady fa lahitaokana ny aina, tanjona moa raha tafavoaka soamantsara tahaka ilay tetsy amin’ny 67ha tamin’ny tapabolana sy tao Ankarafantsika tamin’ny herinandro, izay avotra soaman-tsara ny aina miaraka amin’ny vola”. Hoy Njaka Randria. Saingy matahotra valifaty hatrany ireo fianakaviana raha sanatria ka votsotra ireo malaso. Araka ny feo mandeha, efa miriaria ireo angidim-by mitily avy an’habakabaka saingy mbola tsy nahitana vokany izany. Moa ve ny solika lanin’ny fiaramanidina tsy efa mihoatra ny takian’ireo jiolahy? koa maninona raha atolotra ny fianakaviana izany? Marihina mantsy fa ahiana hatrany ny fahasalaman’ireo atao takalon’aina noho ny harerahany, indrindra ny ain’izy izy ireny raha sanatria anaty sakoroka.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana