Dans la mme rubrique

Lalatiana Rakotondrazafy Mihantsy ady amin’ny MAPAR ?

18/02/2019

Handrotsaka kandida depiote any Antsirabe, Tsiroanomandidy, Toamasina, Fenoarivo Atsinanana, Sainte Marie, Manakara,

Lalatiana Rakotondrazafy Mihantsy ady amin’ny MAPAR ?

Hamaky ny tohiny...

Lisi-pifidianana Nanesorana anarana maherin`ny 200 000 isa…

18/02/2019

Nifarana ny zoma 15 febroary lasa teo ny fandraketana ny anarana anatin`ny lisi-pifidianana ary hatao ny sonia hamaranana vonjimaika ny lisi-pifidianana eny anivon`ny rantsamangaikan`ny CENI amin`ny distrika (CED), ny 28 febroary ho avy izao.

Lisi-pifidianana Nanesorana anarana maherin`ny 200 000 isa…

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Voaporofo fa marina hatrany ny teniny

18/02/2019

Maro no efa nahatsapa fa marina ary tsy azo lavina ny tenin’i Marc Ravalomanana, mila mifampiresaka, ampanginina ny hambom-po vao afaka tena miroso amin’ny fampandrosoana.

Marc Ravalomanana Voaporofo fa marina hatrany ny teniny

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Miankina amin`ny fanapahan-kevitry ny filoham-pirenena ny hoaviny

18/02/2019

« Zava-dehibe ny fisian`ny loholona ary ilaina ny fifandanjan’ny fahefana mpanatanteraka sy mpanao lalàna izay misaraka mazava tsara ao anatin`ny lalàmpanorenana », hoy ny loholona Ramparison Luc.

Antenimierandoholona Miankina amin`ny fanapahan-kevitry ny filoham-pirenena ny hoaviny

Hamaky ny tohiny...

Fandrotsahana kandida depiote Mila mailo ny TIM sy K25

18/02/2019

Kihon-dàlana iray lehibe hahafahana mametraka ny fifandanjan-kery ara-politika eto amin’ny firenena ny fifidianana solombavambahoaka. Tsy azo lavina fa ny “TIM.K25”

Fandrotsahana kandida depiote Mila mailo ny TIM sy K25

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka any amin’ny faritany Manomboka mimenomenona amin-dRajoelina

16/02/2019

Tsy voasoratra any anaty lalàna, saingy efa naman’ny nipetraka ho lamina mandeha ho azy teto amintsika ny fifandanjana ara-paritra na ny “équilibre régionale” amin’ny fitsinjaran’ny fahefana.

Vahoaka any amin’ny faritany Manomboka mimenomenona amin-dRajoelina

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Te hanadio tena eo imason`izao tontolo izao

16/02/2019

Fanadiovan-tena. Mazava ny resaka fa te-ho filoham-pirenena hadio i Andry Rajoelina. Niniana tsy nolazaina avokoa anefa ireo tranga tena niteraka ny krizy politika teto amintsika, indrindra fa ny fahapotehan’ny toekarena, izay nampiaiky volana ny maro fa tena ho sarotra ny hanarina azy.

Andry Rajoelina Te hanadio tena eo imason`izao tontolo izao

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rafaramandimby Bona Jean Pierre Tsy nahazo nanatrika ny hetsiky ny 7 febroary

08/02/2019

Tsy mahazo manatrika hetsika na lanonana intsony Rafaramandimby Bona Pierre, filohan’ny fikambanana niaram-boina tamin’ny 07 febroary taona 2009 na AV7, mpiara-dia tamin’ny antoko HVM teo aloha.

 

 

 

 Tsy mahazo mitsofoka any  anaty lapam-panjakana toa an’Ambohitsirohitra  ihany koa izy raha ny fanazavany omaly noho ny antony tsy fantatra.  Nosakanana tsy afaka nanatrika ilay fotoam-pivavahana nentina nanamarihana ny fahafolo taona nisian’ny rà latsaka teny Ambohitsorohitra sy ny manodidina araka izany  i Bona Jean Pierre omaly ka teny amin’ny manodidina teny fotsiny no nihaodihaody omaly. Efa vita akanjo fotsy tsara anefa ny lehilahy nandritra izany no sady efa vonona tamin’ny fanateram-boninkazo ihany koa saingy indrisy. Nomarihin’ity filohan’ny AV 7 ity moa fa tsy fantany mazava izay tena  manome baiko ny amin’ny tsy fahafahany mihetsika intsony na ny fitondrana amin’izao fotoana na ireo olona manodidina azy. Mikasika ireo olon’ny AV 7 nampidirina ho mpiasam-panjakana ary mbola  ao anatin’ny  ECD  ankehitriny dia nambarany fa miankina amin’ny fanjakana mijoro amin’izao ny mety ho tohiny.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana