Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Izay ve no lasopiny ?

06/02/2019

Eny ary ry Jean ! Tsy hitako izay holazaina anao na veloma na hoe mandrapihaona aloha amin’izao fa dia arahabaina aloha fa nahavita fotoam-piasana.

Taratasin’i Jean Izay ve no lasopiny ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Matoky anao izahay

28/01/2019

Mbola hotohizako ihany ny fiarahabana anao ry Jean dieny tsaroako a ! Soa ihany fa tadidiko.

Taratasin’i Jean Matoky anao izahay

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tairo amin’izay ary ee !

25/01/2019

Efa ao daholo izany izao ny akama rehetra ry Jean ka atomboy amin’izay ary ity revy ity aa ! Miandry anao ny vahoaka ee !

Taratasin’i Jean Tairo amin’izay ary ee !

Hamaky ny tohiny...

Resa-drano e

23/01/2019

Dibo-drano, velirano, tondra-drano Avaradrano, afovoan-tany, atsimondrano Asa lahy na tena toetr'andro sa tsodrano ? Fa dia hatrany an-tokantrano aza tapaka ny rano.

Resa-drano e

Hamaky ny tohiny...

ILAY VAHINY MAMPIHOMEHY

19/01/2019

I Sarika ve no vahinin`ise Amin`ity velirano goavana be ? Sa hoe maro dia maro ireo olo-nantsoina Fa izy no namana tsy hay hadinoina ?

ILAY VAHINY MAMPIHOMEHY

Hamaky ny tohiny...

Mba tsy ho toky fitaka anie …

17/01/2019

Ny olom-banona tsy vonona Ny olom-bonona tsy vanona Mila olomanga ny firenena Mba hitantana ireo harena.

Mba tsy ho toky fitaka anie …

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Moramora ihany ee !

08/02/2019

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tena arahabaina ianao satria mbola velon’aina. Raha ny vitanao hatreto mantsy dia tokony tsy ho tratry ny famindram-po tahaka izao

 

intsony ianao rah any fanazavan’ireo raiamandreny be dia be eto an-tanàna ireo saingy izay tokoa angamba ilay hoe Zanahary tsy tia ratsy ee! Fa izaho aloha ry Jean dia mbola tsy sasatry ny miteny hatrany hoe moramora ihany ee! Tsy hananam-piry anie ny aina ee! Tsy sanatria akory hoe tsy fitiavana aa! Tena reveko be mihitsy ny tetikasanao na dia mampanonofy am-pitsanganana daholo aza. Kozy anie izany ry Jean ee! Saingy mba hajao ihany hoy aho ilay vato namelan-kafatra sy tapa-porohana sisa tsy may. Hidiran-doza eo anie vao hibabababa ee! Veloma aaaa  !

Marco 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana