Dans la mme rubrique

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

20/06/2019

Any amin’ny paroasin’ny fiangonana katolika akaiky no misoratra anarana ireo rehetra hanatrika ny Sorona masina hotarihin’ny

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala

19/06/2019

Mbola hiakatra CODIS indray ny 21 jona izao ilay mpisolovava tsy navela hiasa 2 taona,

Maitre Olala

Hamaky ny tohiny...

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

18/06/2019

Fatim-behivavy tokony ho eo amin’ny 18-20 taona eo no hitan’ny fokonolona teo amin’ny

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

Hamaky ny tohiny...

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

FAMONOANA VADY

07/02/2019

Renim-pianakaviana iray nanindron’antsy teo amin’ny fonin’ny vadiny ka nahafaty ity farany, ny alin’ny 3 febroary tany Ambodimanga , Andapa.

 

 Taorian’ny asa ratsiny, nitolo-batana avy hatrany tany amin’ny zandary izy. Rehefa avy notsirihin’ny mpitsabo teo an-toerana ny razana, natolotra ny fianakaviana. Ilay nahavanon-doza kosa notazonina tao amin’ny zandary tao Sambava ary natolotra ny Fitsarana.

VONO OLONA

Maty nisy nitifitra, ny alin’ny alahady  teo tamin’ny  11 ora alina, ny raim-pianakaviana iray, teo Ambinany, fokontany Mahatazana, Kaominina  Betrandraka, Tsaratanana. Vao vita ny fitifirana, nirifatra tsy hita ireo olon-dratsy telo.  Nanenjika ny fokonolona sy ny zandary fa nanjavona tao anatin’ny haizin’ny alina izy ireo.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana