Dans la mme rubrique

Fanendrena ny Tale jeneraly vaovaon’ny BIANCO Efa any am-pelatanan’ny filoha ireo anarana 3

14/06/2019

Efa nalefa any amin’ny filoham-pirenena ny 2 jona lasa teo ny anaran’ireo olona 3 hisafidianany ka tendrena ho tale jeneralin’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco)

Fanendrena ny Tale jeneraly vaovaon’ny BIANCO Efa any am-pelatanan’ny filoha ireo anarana 3

Hamaky ny tohiny...

Jhonny Rakotoarisoa « Tsy maty izany aho »

14/06/2019

Niely ny tsaho fa maty voatifitra tany Mahereza ny tenako raha namonjy voka-dehiben’ny fiangonana tany, hoy ny kandida ho depiote tao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo farany teo, Jhonny Rakotoarisoa.

Jhonny Rakotoarisoa « Tsy maty izany aho »

Hamaky ny tohiny...

Gasy Youth Up Manatsara ny lenta sy ny fahaiza-manaon’ny mpiasan’ny CUA

14/06/2019

Hifarana anio zoma 14 jona ao amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely rehefa naharitra roa andro, ny “team building project” na fanatsarana ny fahaiza-manaon’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Gasy Youth Up Manatsara ny lenta sy ny fahaiza-manaon’ny mpiasan’ny CUA

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Talatamaty Nitondra am-bavaka ny firenena

14/06/2019

Nitondra am-bavaka ny firenena ny kaominina Talatamaty, ny alarobia hariva teo, tao amin’ny Ekar Faralaza.

Kaominina Talatamaty Nitondra am-bavaka ny firenena

Hamaky ny tohiny...

Mitaintain-dava ny vahoaka Mitombo isa ireo miaramila tsy voafehy…

13/06/2019

Raharaha mafampana ny mombana miaramila miisa 34 naiditra am-ponja vonjimaika noho ny fahafatesana sivily miisa telo hita faty tao amin’ny Reniranon’i Onive tao Ampitatafika distrikan’Antanifotsy ny 31 mey taorian’ny nisamborana azy tany Ambohimahasoa ny 21 mey lasa teo

Mitaintain-dava ny vahoaka Mitombo isa ireo miaramila tsy voafehy…

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao « Manahirana io vidin-tsolika io »

13/06/2019

Vita ny tatitry ny tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI), andrasana ny fampidinana vidin-tsolika. Araka ny fanamby nataon`ny filohan`ny Repoblika, tsy maintsy hahena ny vidin-tsolika ary efa nanaiky izany ireo mpandraharaha, hoy ny minisitry ny vola Randriamandranto Richard.

Rivo Rakotovao « Manahirana io vidin-tsolika io »

Hamaky ny tohiny...

Kaontim-bola any amin’ny banky Arahi-maso ny mpanao politika sy olona ambony

13/06/2019

Arahin’ny fanjakana maso akaiky ny kaontin’ny mpanao politika sy ny mpiasam-panjakana ambony toy ny Tale jeneraly na “cadre” ambony amin’ny orinasa, izay sokajiana amin’ny hoe “client sensible” amin’izao fotoana izao.

Kaontim-bola any amin’ny banky Arahi-maso ny mpanao politika sy olona ambony

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Rivodoza Eketsang Efa nanalavitra an’i Madagasikara nanomboka omaly

26/01/2019

Na dia mbola nahitana rotsak’orana ihany aza teto an-drenivohitra omaly alakamisy25 janoary dia fantatra fa efa nanalavitra antsika eto Madagasikara ilay rivodoza Eketsang.

 

 

 

 Nihena ihany koa ny heriny, raha araka ny vaovao azo teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Tany amin’ny 250 km atsimon’i  Faux Cap no nisy azy omaly maraina. Velom-panantenana ny rehetra raha niaina tao anatin’ny hamandoana lava teo aloha. Vokatr’io rivodoza Eketsang io  dia efa mahatratra 5.773 ireo traboina eto amintsika ankehitriny. Mihoatra ny 1.000 ny trano dibo-drano ankoatra ny lalana tapaka toy ny mitranga any Ambilobe ankehitriny. Ankoatra ireo dia olona maro ihany koa no namoy ny ainy toy ireo 16 mianaka tetsy Tsimialonjafy. Ho an’ny distrikan’i Morondava manokana dia marobe ireo traboina amin’izao vokatry ny fiakaran’ny ranomasina.

Pati

 

.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana