Dans la mme rubrique

Taratasin’i Jean Ra zato !

21/06/2019

Dia ahoana Ra zato aaa ! Oadray ! Ra Jean mantsy e ! Azafady indrindra re fa tena donto be an’ilay famakafakan’ilay sakaizanao tao amin’ny onjampeo omaly iny aho a !

Taratasin’i Jean Ra zato !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Soava dia !

19/06/2019

Eny ary ry Jean ! Tonga ity ilay fotoana ka dia mirary soa anao. Soava dia e !

Taratasin’i Jean Soava dia !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

17/06/2019

Manakory ianao ry Jean ! Mafy ianareo. Miaiky aho izay. Iza tamin’ireo nodimbiasanareo ireo no ataonao filamatra amin’izao

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

Hamaky ny tohiny...

Mody adala indray ee !

14/06/2019

Mahita tenenina foana ianareo ity ry Jean ka ! Izay sipa nokaotinareo tamin’ny fahatanoranareo angamba tonga dia iray andro daholo dia zaka.

Mody adala indray ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Tairo amin’izay ary ee !

25/01/2019

Efa ao daholo izany izao ny akama rehetra ry Jean ka atomboy amin’izay ary ity revy ity aa ! Miandry anao ny vahoaka ee !

 

 

Hita eo tokoa amin’izay ary izany ianao mahalala ny tokony ataonao izany. Izahay aloha ry Jean mahatsapa hoe tena mbola tsy zakanay io revy io dia naleonay tsy nilingilingy ee! Fa raha tafavoaka amin’io kosa aloha nareo… tonga dia afaka be mihitsy amin’ny manaraka rehetra ee! Na izahay koa aza anie ry Jean tena mba liana sy dodona hoe ahoana tokoa ary no hanaovanao azy ity? Aiza no hanombohany azy? Ilay inona no ataony voalohany? Kozy anie izany ry Jean ee! Fa ny tena mahaliana anay mialoha izany anefa ry Jean dia izao; iza amin’ireny rehetra ireny ilay ho any am-bilaninay? Mba jereo ihany izahay ry Jean aa! Kony!

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana