Dans la męme rubrique

Hery Rajaonarimampianina Tena niesona sy voa mafy

18/01/2019

Hotontosaina anio eny amin’ny Lapam-panjakana eny Iavoloha ny fifamindram-pahefana eo amin’ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nambaran’ny HCC fa lany hitantana ny firenena ao anatin’ny 5 taona dia i Andry Rajoelina.

Hery Rajaonarimampianina Tena niesona sy voa mafy

Hamaky ny tohiny...

Antokom-Bahoaka Malagasy “Fanatsarana fiainana fa tsy fandanilaniam-poana no andrasana”

18/01/2019

Tanterahana anio ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha teo aloha sy ny filoha vaovao ary rahampitso faha 19 janoary no hatao eny Mahamasina no fotoana hanatanterahan’ny filoham-pirenena vaovao ny fianianany.

Antokom-Bahoaka Malagasy “Fanatsarana fiainana fa tsy fandanilaniam-poana no andrasana”

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Mihena sahady ny taham-pankafizan’ny olona azy

18/01/2019

Tsy vita akory ny fianianana sy fandraisan’Atoa Andry Nirina Rajoelina ny toerana maha filoham-pirenena voafidim-bahoaka araka ny voalazan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, dia tsikaritra fa mihena ny taham-pankafizan’ny olona azy.

Andry Rajoelina Mihena sahady ny taham-pankafizan’ny olona azy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sy fiainam-pirenena Izay tompon’ny vola no mibaiko

18/01/2019

Maro ny lalana nodiavn’ny firenena, raha tsy hitanisa afa tsy ny nanomboka ny 2009-2010.

Fifidianana sy fiainam-pirenena Izay tompon’ny vola no mibaiko

Hamaky ny tohiny...

Fananganana ny fanjakana Miady ho lohany ny samy MAPAR

17/01/2019

Mafana ny adivarotra sy ny don-tandroka eny amin’ny Antenimieram-pirenena amin’ny fanendrena praiminisitra. Mbola i Ntsay Christian ve sa i Fienena Richard ?

Fananganana ny fanjakana Miady ho lohany ny samy MAPAR

Hamaky ny tohiny...

Gerard Ramamimampionona « Lasa tia mifanindry sy samy maka ho azy isika. »

17/01/2019

Mbola maro ny asa miandry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy ao anatin’ny 4 taona, hoy ny filoha lefitry ny CFM, Gerard Ramamimampionona.

Gerard Ramamimampionona « Lasa tia mifanindry sy samy maka ho azy isika. »

Hamaky ny tohiny...

Politika, toekarena, sosialy Mikorontana izao tontolo izao

17/01/2019

Notsipahan’ny parlemanta ilay fifanarahana momba ny fisintahan’i Grande Bretagne amin’ny vondrona eoropeanina.

Politika, toekarena, sosialy Mikorontana izao tontolo izao

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fahazoana filoham-pirenena vaovao Tsy nampiraika firy ny olona tamin’ny ankapobeny

10/01/2019

Na dia nisy ihany aza ireo nifetifety kely teny an-jorony dia tsy nanaitra ny olom-pirenena firy tamin’ny ankapobeny ny fahazoana filoham-pirenena vaovao, hitantana mandritra ny dimy taona indray. Toa fahanginana no re teny rehetra teny.

 

 

 

 Raha araka ny fanadihadiana natao tamina sokajin’olona maro dia betsaka ireo antony nahatonga izany.  Tao ireo tsy afa-po tamin’ny voka-pifidianana ka nalahelo ary nangina tanteraka. Misy indray ireo nilaza fa tsy filoham-pirenena vaovao  io voafidy io fa efa teo ihany no niala ary efa hita ny asany. Ho an’ny sasany indray dia ilay fiainana amin’ny andavanandro mihitsy no tena manery. Raha vao manary fotoana kely dia efa tsy feno ny vola entina mody hividianana sakafo ny ampitso ka aleo mitady ihany  na inona na inona mitranga. Miandry ny fampanantenana nataon’ny filoham-pirenena vaovao ny rehetra. Ho an’ireo tsy an’asa dia manantena ny hahita asa izy ireo. Manantena ny hahazo karama ambonimbony kokoa kosa ireo efa manana anton’asa. Tsiahivina fa lehilahy iray 41 taona, no tratry ny AVC tampoka tany Toamasina vokatry ny hafaliany tamin’ny fahalanian’ity filoha vaovao ity satria hahazo asa tsaratsara kokoa, hono, izy.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana