Dans la mme rubrique

Fanatanjahantena sy ny baolina kitra Mila tohanana mafy mba tsy hitsotsorika indray

17/07/2019

Efa niomana ary manana tolo-dalàna hanatsarana ny tontolon’ny fanatanjahan-tena izay efa vita boky hatolotra hodinihina sy holaniana ao amin’ny Antenimieram-pirenena ny depiote Randriamanampisoa Alfred, izay filohan’ny Klioban’ny Baolina kitra Elgeco Plus.

Fanatanjahantena sy ny baolina kitra Mila tohanana mafy mba tsy hitsotsorika indray

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny baolina kitra Malagasy Manomboka indray ny politika maloto ?

16/07/2019

Efa niteraka adihevitra samihafa ny fahatarafana fijapiana ara-politika ny fahombiazan’ny Barean’i Madagasikara, izay nezahin’ny maro nampanginina mba tsy hisian’ny tsy fitovian-kevitra, ka noderaina hatrany ny ezaka fanohanana tamin’ny endriny maro.

Fitantanana ny baolina kitra Malagasy Manomboka indray ny politika maloto ?

Hamaky ny tohiny...

Ekipan’ny Barea Nahazo tambin-karama 905 tapitrisa Ariary

16/07/2019

Notoloran’ny fitondram-panjakana Malagasy ny mariboninahitra « Chevalier de l’Ordre National », teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha omaly alatsinainy 15 jolay 2019, ireo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara avy niatrika ny CAN 2019 niaraka tamin’ny mpanazatra Nicolas Dupuis.

Ekipan’ny Barea Nahazo tambin-karama 905 tapitrisa Ariary

Hamaky ny tohiny...

Barea hikatroka amin’i Mozambika Manohy ny fanazarantena etsy Mahamasina koa

16/07/2019

Toy ny efa nahazatra azy ireo tao ho ao dia manohy ny fanazarantena hataony eny Carion sy etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina mifandimbindimby ny Barea hiatrika ny lalaon’ny nosy 2019 sy ny Barea hiatrika ny fifanintsanana CHAN 2020.

Barea hikatroka amin’i Mozambika Manohy ny fanazarantena etsy Mahamasina koa

Hamaky ny tohiny...

Mpilalao basikety Malagasy ho any Maorisy Nahazo 6.000.000 Ar avy amin’ny minisitra mpiahy

16/07/2019

Mitohy hatrany ny fifanomezan-tanana sy fanampiana ny ekipam-pirenena Malagasy hiatrika ny lalaon’ny nosy any Maorisy.

Mpilalao basikety Malagasy ho any Maorisy Nahazo 6.000.000 Ar avy amin’ny minisitra mpiahy

Hamaky ny tohiny...

Faly sy ravo ny Malagasy Vitan'ny Barea ny fampihavanam-pirenena

15/07/2019

Tafaray tanteraka ny tia sy ny manina ny andron’ny sabotsy 13 jolay teo nandritra ilay fitsenana makotrokotroka ny Barean’i Madagasikara.

Faly sy ravo ny Malagasy Vitan'ny Barea ny fampihavanam-pirenena

Hamaky ny tohiny...

CAN 2019 Sénégal sy Algérie no hiatrika ny famaranana

15/07/2019

Ny Lions de la Teranga avy any Sénégal no ekipa voalohany tafita eo amin’ny lalao famaranana ny CAN Egypte 2019 rehefa nandresy ny Aigle de Carthage

CAN 2019 Sénégal sy Algérie no hiatrika ny famaranana

Hamaky ny tohiny...


Sport

Rallye Dakar 2019 Lucas Barron “Trisomie” voalohany mandray anjara

09/01/2019

Hanamarika ny tantaran’ny Rallye Dakar hatramin’izay namoronan’i Thierry Sabine azy tamin'ny taona 1978 ny handraisan’ilay teratany Péruviana, Lucas Barron 25 taona izay tratran’ny aretina Syndrome de Down “Trisomie”,

 

 

 

 amin’ity andiany faha-41 tontosaina manontolo any Péru nanomoboka ny 6 janoary. Ho mpanamory mpanampy ny rainy, Jacques Barron,  i Lucas mandritra an’ity Rallye ity. Efa nandalo fizahana ara-pahasalamana takiana amin’ny fisoratana anarana amin’ny fandraisana anjara amin’ny rallye Dakar izy ary efa manana  ny “licence de la fédération international de l’automobile” ihany koa. Efa am-bolana maro no nanomanan’ny ekipazy Jacques sy  Lucas Barron an’ity fifaninanana ity ka efa nandray anjara tamin’ny fifaninana Dakar Series fanomanana ny  Dakar teny izy ireo tamin’ny septambra 2018. Ny tanjonay, hoy i Jacques Barron, dia ny hanezaka hatramin’ny farany ka ho tody hanitsaka ny tsipika fahatongavana amin’ity rallye ity.  Anio alarobia 9 janoary dia ny dingana faha-3 hampitohy an’i San Juan de Marcona amin’i Arequipa mirefy 467 km no hatrehan’ireo mpifaninana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana