Dans la mme rubrique

Vina IEM Lasa vono HVM

18/06/2019

Toy ny manondraka rano an-damosin’ny gana daholo ankehitriny ireo vondrona sy antoko politika ary rafitra hafa miantso fifamelana amin’ny fitondrana ankehitriny ary tsy mahagaga raha miaiky

Vina IEM Lasa vono HVM

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Mbola mitohy ny zarazarao hanjakana !

18/06/2019

Ankatoka ny fankalazana ny faha-59 taona nahazoan’ny Malagasy ny fahaleovantena. Mino aho, hoy ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy,

Fiainam-pirenena Mbola mitohy ny zarazarao hanjakana !

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Tsy afa-miala bala intsony

18/06/2019

Nitombina tanteraka ny tenin-dRajoelina, roa andro monja taorian’ny latsa-bato natao ny 27 mey tany Frantsa, fa nahazo solombavambahoaka 80 ka hatramin’ny 90.

Andry Rajoelina Tsy afa-miala bala intsony

Hamaky ny tohiny...

Fandaniana volam-panjakana Mamahan-dalitra vahoaka ny mpitondra

18/06/2019

Ny vavan’ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy no nilaza rehefa nandeha ny kiana tamin’ny fandaniam-bola be nataon’ny mpitondra tamin’ny dian’ny filoha tany Sénégal ny volana martsa,

Fandaniana volam-panjakana Mamahan-dalitra vahoaka ny mpitondra

Hamaky ny tohiny...

Solontenan’ny mponin’Analalava Mitaky ny fangaraharan’ny valim-pifidianana

18/06/2019

Misy ny taratasy misokatra nalefan’ireo solontenan’ny mponin’ny distrikan’Analalava ho an’ny filoham-pirenena manoloana ny hoso-pifidianana niseho tany an-toerana.

Solontenan’ny mponin’Analalava Mitaky ny fangaraharan’ny valim-pifidianana

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Ahoana ny hoaviny ?

18/06/2019

Mialoha ny faran`ny volana septambra ho avy izao no tokony hanatanterahana ny fifidianana ben`ny tanàna sy mpanolotsaina.

Antananarivo Renivohitra Ahoana ny hoaviny ?

Hamaky ny tohiny...

Antoko sy vondron’antokon’ny filoha Ovaovaina isaky ny misy fifidianana

18/06/2019

Tsy manao hoe IRD intsony ny fampahalalam-baovao sasany miaraka amin’i Andry Rajoelina fa hoe IRMAR mantsy ireo depiote lany vonjimaika ho depiote araka ny valim-pifidianana navoakan’ny CENI.

Antoko sy vondron’antokon’ny filoha Ovaovaina isaky ny misy fifidianana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fivoahan’ny voka-pifidianana omaly Tsy naverin-kariva ny mpianatra

09/01/2019

Niteraka fimenomenomana sy fikorontanan-tsaina ho an’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra tato anatin’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra omaly ny famoahan’ny

 

 

 

 

minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena fanambarana  tampoka fa tsy  mianatra ireo mpianatra voakasika omaly hariva. Tamin’ny 2 ora folakandro  anefa vao nivoaka ny fanambarana noho ny fivoahan’ny voka-pifidianana filoham-pirenena teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ka tsy vitsy ireo nikorontana. Amin’ny ankapobeny mantsy dia efa saika manana ny fandaharam-potoanany avokoa ny ray aman-dreny rehetra. Ho an’ireo mpianatra sasany, ohatra, dia betsaka izy ireny no  mijanona misakafo antoandro any am-pianarana ka ny hariva vao alaina.  Niova tampoka anefa izany ka nanakorontana zavatra maro. Ho an’ny  sekoly iray tetsy Amparibe manokana dia nanaovana fiantsoana mihitsy ny ray aman-drenin’ny mpianatra  mba haka ny zanany omaly antoandro raha voatery notazonina tao an-tsekoly kosa ireo tsy nisy mpaka hatramin’ny omaly hariva fotoana tokony  hiravany.  Na izany aza anefa dia nanohy ny fianarany toy ny mahazatra daholo kosa ireo mpianatra tany amin’ny fari-piadidiam-pampianarana ivelan’ny renivohitra.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana