Dans la męme rubrique

Mba tsy ho toky fitaka anie …

17/01/2019

Ny olom-banona tsy vonona Ny olom-bonona tsy vanona Mila olomanga ny firenena Mba hitantana ireo harena.

Mba tsy ho toky fitaka anie …

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arĂ´zazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidĂ n`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...

Hafatra ho anareo

04/01/2019

Jiolahy no tiana hakarina Mba handidy sy hanjaka, Ka totofana ny marina Dia tsy avela hahazo laka ?

Hafatra ho anareo

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

 

 

 Tsy hitako intsony izay holazaina fa dia faly izany ianareo izao ? Izahay moa inona intsony no azonay atao fa dia mivavaka ho an’ity tanàna ity sisa mba tsy ho ianareo tamin’ny 10 taona lasa intsony no ho tafakatra eo fa mba amin’ilay novan’ny fanahy masina be mihitsy e ! Mba ho tena feno fiadanana amin’izay tokoa eto fa tsy sanatria ho mainka hanahirana noho izao. Ianareo moa sarotra natoro ka dia irariana mba hahazaka tena tsara re ry Jean aa ! Mba hiha lehibe amin’izay ee ! Kony aa ! Izaho sy ireto namako ireto anie ireto foana ee ! Fa ireo manantena an’ity revin-gadra be dia be anareo ity no hampalahelo raha toa ka ho diso fanantenana eto. Efa mba niady ho azy ireo ihany moa izahay fa izahay indray no nolazainy fa adala ka dia hoy izahay hoe tsara tso-drano fa tsy moramora… io ee !

Marco  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana