Dans la męme rubrique

Lalana Zafy Albert Hotokanana amin’ny heriny anio

17/07/2019

Nampahafantarina tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely omaly fa feno ny fepetra ahafahana mampitondra ny anaran’ny lalana manoloana ny kianjan’Alarobia izay mifanjohy amin’ny lalana Ranaivo Paul sy Andriatsihoarana ho lalana Zafy Albert.

Lalana Zafy Albert Hotokanana amin’ny heriny anio

Hamaky ny tohiny...

Maud Vuyelwa Dlomo “Fanabeazana sy fampianarana no fanalahidin'ny fandrosoana”

17/07/2019

Hankalazaina isaky 18 jolay ny andro ho an’i Mandela na ny « Mandela Day » araka ny fanapahana nataon’ny UNESCO tamin’ny 18 jolay 2009,

Maud Vuyelwa Dlomo “Fanabeazana sy fampianarana no fanalahidin'ny fandrosoana”

Hamaky ny tohiny...

Lalana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina Nodinihina ny fahafaha-mamorona fihariana

17/07/2019

Niditra tamin’ny andiany fahefatra tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly ny fivorian’ireo komity anatiny misahana ny fanajariana ny tetikasa momba ny fanatsarana ny lalana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina (TatoM).

Lalana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina Nodinihina ny fahafaha-mamorona fihariana

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasa Hatao tanĂ na mpirahavavy Antananarivo sy Jerosalema

17/07/2019

Hatao tanàna mpirahavavy ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny tanànan’i Jerosalema any Israel, raha araka ny vinavina.

Fiaraha-miasa Hatao tanĂ na mpirahavavy Antananarivo sy Jerosalema

Hamaky ny tohiny...

Faha-60 taonan’ny mpandraharaha ny fonja Ho tapaka ny lalana

17/07/2019

Mba hampirindra tsara ny fankalazana ny faha-60 taona niorenan’ny fandraharahana ny fonja malagasy anio dia mampandre ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny

Faha-60 taonan’ny mpandraharaha ny fonja Ho tapaka ny lalana

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Betsiaka sy Ambalan’Anjavy Baranahiny tanteraka ny fitrandrahana volamena

16/07/2019

Anisan’ny faritra sompitry ny volamenan’i Madagasikara ny Kaominina Betsiaka sy Ambalan’Anjavy anatin’ny Distrikan’Ambilobe.

Kaominina Betsiaka sy Ambalan’Anjavy Baranahiny tanteraka ny fitrandrahana volamena

Hamaky ny tohiny...

Gidragidra ara-tany Misy misompatra ny ONG Angela any Miarinarivo

16/07/2019

Nividy ny tany ara-dalàna tany amin’ny tanànan’Andranomena, fokontany Ambohinirina, distrikan’i Miarinarivo, faritra Itasy ny Fikambanana ANGELA, mpanao asa soa, ny taona 1994, raha ny fanazavana azo.

Gidragidra ara-tany Misy misompatra ny ONG Angela any Miarinarivo

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Holafitry ny mpanao gazety Manameloka fandorona orinasa fanaovan-gazety

09/01/2019

Manoloana ny fahamaizan`ny ny foibe fanaovan-gazety, RLM Communication, izay ahitana ny Ligne de Mire, Triatra,

 

La Dépêche de Madagascar, LaChasseInfo.com, 24h Mada, ary ny On Air Tv/Radio, ny alin'ny alahady hifoha alatsinainy 07 janoary lasa teo dia manameloka izany fandorona orinasa fanaoavan-gazety ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM). Na inona na inona ny tsy fitovian-kevitra dia tokony manaja « ligne éditoriale » ny rehetra ary miantso ny tomponandraikitra hanao fanadihadiana sy famotorana mba hahafantarana ny marina, hoy ny Filohan`ny OJM, Rakotonirina Gerard. Tsy misy mahazo tombona amin`izany ary mampihemotra ny demokrasia izany, hoy hatrany ny fanazavana. Mahakasika ny filazana fa ny mpanao gazety dia lasa fitaovana amin`ny fihantsiana dia nanambara ny filohan`ny OJM fa tsy tokony ho tsemboka alohan`ny mpihevoka ny mpanao gazety satria manao gazety ny asantsika, mitatitra vaovao fa tsy mipetraka mpanao fiantsiana, hany ka lasa mivaona amina asa fanaovan-gazety. Nomarihany fa maro ireo atrikasa sy fiofanana natao nialohan`ny fifidianana izay nifampizarana traikefa. Nohamafisiny fa tsy tokony ho handany sy hiantsy ny mpanao gazety ary tsy ho loharano korontana ihany koa. Manao antso an`ireo mpanao gazety, i Gerard Rakotonirina fa tokony hanaja ny etika ny tsirairay ary maka vaovao marina sy voamarina.

 

Marigny A.

  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana