Dans la mme rubrique

TIA VONINAHITRA

18/01/2019

Tia voninahitra loatra ny filoha mpisolo toerana Rivo Rakotovao. Na efa anio aza ny famindram-pahefana eo aminy sy ny filoha vaovao no hatao,

TIA VONINAHITRA

Hamaky ny tohiny...

BOLOKIM-BAZAHA

17/01/2019

Efa hita tokoa fa bolokim-bazaha ny filoha vaovao Andry Rajoelina na dia niezaka ny nanafina izany aza tamin'ny filazana fa tsy hiankina ara-bola amin'ny

BOLOKIM-BAZAHA

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra malagasy

17/01/2019

Mpianatra Malagasy monina any frantsa antsoina hoe Andotiana Randriamampianina, 23 taona, mirefy 1m58 no tsy hita popoka nanomboka ny 9 janoary teo. Mitaintaina fatratra mikasika ny momba azy ankehitriny ny raiamandreniny sy ny fianakaviany ary manao antsoavo amin’izay mahafantatra azy rehetra manerana izao tontolo izao mba hampandre rehefa misy vaovao.

Mpianatra malagasy

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Fifidianana

28/12/2018

Mazava ho azy fa tsy ho avy tany amin’ny lanonana famoahana amin’ny fomba vonjimaika ny valim-pifidianana tetsy amin’ny CENI Alarobia omaly ny kandida ho filoham-pirenena laharana faha 25, Marc Ravalomanana. Ny fahatongavany teny dia marika fa mankato ny hosoka sy ny halatra ny tenany, hoy ny fanehoan-kevitr’ireo mpanaradia azy.

 

 

Ny kandida laharana faha 13, Andry Rajoelina, izany no filoham-pirenena Malagasy vonjimaika, raha ny voka-pifidianana navoakan’ny CENI Tetsy Alarobia omaly. Ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana na HCC kosa no tompon’ny teny farany amin’ny fanapahana izay tena ho filoham-pirenena Malagasy ofisialy.

Mandeha sahady amin’izao fotoana izao ny karazana antsojay mianjady amin’ireo gazety sy mpanao gazety sahy milaza ny marina momba ny hoso-pifidianana ho filoham-pirenena. Maro ireo efa nitaraina fa niharana fampihorohoroana na dia mbola tsy nahazo fitondrana akory azan y filoham-pirenena Malagasy vonjimaika.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana