Dans la męme rubrique

Hery Rajaonarimampianina Tena niesona sy voa mafy

18/01/2019

Hotontosaina anio eny amin’ny Lapam-panjakana eny Iavoloha ny fifamindram-pahefana eo amin’ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nambaran’ny HCC fa lany hitantana ny firenena ao anatin’ny 5 taona dia i Andry Rajoelina.

Hery Rajaonarimampianina Tena niesona sy voa mafy

Hamaky ny tohiny...

Antokom-Bahoaka Malagasy “Fanatsarana fiainana fa tsy fandanilaniam-poana no andrasana”

18/01/2019

Tanterahana anio ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha teo aloha sy ny filoha vaovao ary rahampitso faha 19 janoary no hatao eny Mahamasina no fotoana hanatanterahan’ny filoham-pirenena vaovao ny fianianany.

Antokom-Bahoaka Malagasy “Fanatsarana fiainana fa tsy fandanilaniam-poana no andrasana”

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Mihena sahady ny taham-pankafizan’ny olona azy

18/01/2019

Tsy vita akory ny fianianana sy fandraisan’Atoa Andry Nirina Rajoelina ny toerana maha filoham-pirenena voafidim-bahoaka araka ny voalazan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, dia tsikaritra fa mihena ny taham-pankafizan’ny olona azy.

Andry Rajoelina Mihena sahady ny taham-pankafizan’ny olona azy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sy fiainam-pirenena Izay tompon’ny vola no mibaiko

18/01/2019

Maro ny lalana nodiavn’ny firenena, raha tsy hitanisa afa tsy ny nanomboka ny 2009-2010.

Fifidianana sy fiainam-pirenena Izay tompon’ny vola no mibaiko

Hamaky ny tohiny...

Fananganana ny fanjakana Miady ho lohany ny samy MAPAR

17/01/2019

Mafana ny adivarotra sy ny don-tandroka eny amin’ny Antenimieram-pirenena amin’ny fanendrena praiminisitra. Mbola i Ntsay Christian ve sa i Fienena Richard ?

Fananganana ny fanjakana Miady ho lohany ny samy MAPAR

Hamaky ny tohiny...

Gerard Ramamimampionona « Lasa tia mifanindry sy samy maka ho azy isika. »

17/01/2019

Mbola maro ny asa miandry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy ao anatin’ny 4 taona, hoy ny filoha lefitry ny CFM, Gerard Ramamimampionona.

Gerard Ramamimampionona « Lasa tia mifanindry sy samy maka ho azy isika. »

Hamaky ny tohiny...

Politika, toekarena, sosialy Mikorontana izao tontolo izao

17/01/2019

Notsipahan’ny parlemanta ilay fifanarahana momba ny fisintahan’i Grande Bretagne amin’ny vondrona eoropeanina.

Politika, toekarena, sosialy Mikorontana izao tontolo izao

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fifidianana manaraka Tokony ho voasoroka amin’izay ny hala-bato

28/12/2018

Miharihary toy ny vay an-kandrina ny hosoka sy hala-bato nataon`ny ekipan`i Andry Rajoelina tamin`ity fifidianana filoham-pirenena 2018 ity.

 

  Rehefa nandeha ny dingana manaraka ny lalàna ( procedure legale) nataon`ny mpomba an`i Marc Ravalomanana, nanao ny fampitahana fitanana an-tsoratra sy ny famerenana fanisana eo anivon`ny CENI dia hita amin`izay ny fiantraikany amin`ny tsy fetezana amin`ny isam-bato sy izay mety nahatonga fivadihana. Amin`izao fotoana izao, manohitra ny mpifidy. Misy ireo nifidy no taizana hilamina sy hanaraka ny ara-dalàna. Misy kosa ireo voataiza fa tsy maintsy handresy na inona hidona na inona hitranga. Tsy hoe mangina ny olona dia manaiky fa kosa resy lahatra fa nisy ny tsy ara-dalàna. Nety tokoa ny dingana nataon`ny K25 sy CO 25 teo anivon`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI). Rehefa mangala-bato dia voasazy na dia nandresy aza raha toa ka misy ny porofo mazava. Ny zava-dehibe dia tsy ny fifidianana filoham-pirenena ihany no tanjona fa hihena amin`izay ny fomba arahina (marge de manoeuvre) an`izay olona hieritreritra hangala-bato amin`ny fifidianana manaraka. Ho mora kokoa ny fanonganana izay mpitondra lany tamin`ny tsy rariny satria nibaribary tamin`ity fifidianana ity ny dingana arahina amin`ny fangalaram-bato ka na ny Antenimieram-pirenena aza dia hahavita hanongana azy amin`ny toerana maha filohan`ny Repoblika.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana