Dans la mme rubrique

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Nisoroka ady

11/01/2019

Mitohivakana ny fiarahabana ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, izay milaza ny fahendrena nasehony nanomboka ny 8 janoary teo ka hatramin’izao.

Nisoroka ady

Hamaky ny tohiny...

POLISY MENDRIKA

10/01/2019

Sambany mba nanao fihetsika mendri-piderana ireo polisy. Nahavariana ireo mponina teo Anosy ny nahita polisy efatra mirahalahy nanamboatra ny lalana goaka manoloana ny boriborintany. Asa raha baiko na fandavantena fa izy ireo mihitsy no nandray borety sy nanampina ny lavaka

POLISY MENDRIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Fifidianana

18/12/2018

Nifarana omaly 17 desambra ny fampihelezankevitry ny fifidianana ho filoham-pirenena, fihodinana faharoa. Ao anatin’ilay antsoina hoe fiatoam-pifidianana na « trêve électoral » izany isika anio ary tsy manara-dalàna izay mbola milaza hoe fidio ranona.

 

 

 

Ny avy eo anivon’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI kosa dia mbola hanasonia fifanarahana amin-drizareo afrikanina tatsimo amin’ity anio ity. Tsy inona akory izay ho soniavina izay fa mbola vatsim-bola hanatevenana ny kitapom-bola SACEM entin’izy ireo hikarakarana ny fifidianana hatrany.

Asa na ho adin’ny mazava sy ny maizina tokoa ity fifidianana ho filoham-pirenena hitranga rahampitso ity. Ho hita eo na adin’ny mpanangana sy mpandrava tokoa fa ny tsy azo lavina aloha dia hoe an’ny naongana sy voaongana.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana