Dans la mme rubrique

Fahefana mpanao lalàna Mahasolotena ny depiote ny senatera

15/01/2019

Mihetsiketsika ny birao maharitra eo anivon`ny Antenimieram-pirenena amin`ny fanitarana fe-potoana farany hiasan`ireo depiote voafidim-bahoaka. Mazava anefa ny lalàna fa tapitra ao anatin`ny dimy taona ny fe-potoana hiasan`ny solombavambahoaka.

Fahefana mpanao lalàna Mahasolotena ny depiote ny senatera

Hamaky ny tohiny...

Federasionan’ny mpivarotra sy ny indostria Miandrandra fitoniana

14/01/2019

Manantena fitoniana ara-politika sy fampiroboroboana ny sehatry ny fandraharahana ny federasionina ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara, izay miisa 24.

Federasionan’ny mpivarotra sy ny indostria Miandrandra fitoniana

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana eto Madagasikara Maro ireo rafitra mampandringa azy

14/01/2019

Ny 19 janoary ho avy izao no hanao fianianana ampahibemaso eny amin’ny kianjan’i Mahamasina ny filoham-pirenena vaovao ka aorian’izay no hijoro ny governemanta vaovao.

Fitsarana eto Madagasikara Maro ireo rafitra mampandringa azy

Hamaky ny tohiny...

ENMG Hanatsara ny fampidirana ny mpiadina

12/01/2019

Nisy ezaka teo anivon’ny Fitsarana nandritra ny enim-bolana faharoa tamin’ny taona 2018 nataon’ny minisitry ny fitsarana entina hamerenana ny hasin’ny fitsarana eto Madagasikara.

ENMG Hanatsara ny fampidirana ny mpiadina

Hamaky ny tohiny...

Harena azo amin’ny tsy ara-drariny Hisedra olana ireo banky Malagasy

12/01/2019

Nanao fanambarana ny teo anivon’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) fa tsy feno ny fepetra hanatanterahana fifidianana solombavambahoaka amin’ny 20 martsa izao.

Harena azo amin’ny tsy ara-drariny Hisedra olana ireo banky Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana RNDC Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa

12/01/2019

Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa amin’ny filoham-pirenena vaovao izahay, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na RNDC, Lita Rabetsara na Ralita.

Fikambanana RNDC Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa

Hamaky ny tohiny...

Fananganana orinasa eto Madagasikara Hiroborobo amin’izay ?

12/01/2019

Faha-167 amin’ny 188 ny laharan’i Madagasikara amin’ny lafiny fandraharahana. Rariny raha miaina tanteraka anaty fahantrana ara-toekarena ny firenena.

Fananganana orinasa eto Madagasikara Hiroborobo amin’izay ?

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fampiroboroboana ny asa tanana Malagasy Miteraka asa avy hatrany

18/12/2018

Notoloran’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny fampiroboroboana ny asa tanana ary ny fiarovana ny vakoka mari-pahavitana fiofanana tetsy amin’ny tranombokim-pirenena ireo mpiofana mpanao asa tanana miisa 151 avy etsy amin’ny Ivontoeram-pirenen’ny Asa tanana Malagasy (CENAM).

 

 

Nanambara ny minisitra Johasy Raharisoa Eléonore fa hitondra asa sahady ny fiofanana satria na ireo mpiofana hamorona ka handraharaha ho azy manokana na izy ireo hisehatra sy amin’ny orinasa.  Ilaina ny fanatsarana ny kalitao sy ny fanarahana ny fenitra iraisam-pirenena, hoy izy, antony nanaovana ny fampiofanana. Nisy ihany koa 20 mianadahy avy any Mantasoa ary 16 avy amin’ny faritr’i Melaky notolorana mari-pahavitan’ny fiofanana. Hizaka tena sy hamelon-tena izy ireo amin’ny alalan’ny traikefa azony. Maro ny karazam-piofanana nolalovana tao tahaka ny rary, tenona, zaitra, asa sy vato. Olana hatrany ny fahavitsian’ny Malagasy hanjifa ny “Vita Gasy” ka nanaovan’ireo mpanao asa tanana antso avo.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana