Dans la męme rubrique

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Nisoroka ady

11/01/2019

Mitohivakana ny fiarahabana ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, izay milaza ny fahendrena nasehony nanomboka ny 8 janoary teo ka hatramin’izao.

Nisoroka ady

Hamaky ny tohiny...

POLISY MENDRIKA

10/01/2019

Sambany mba nanao fihetsika mendri-piderana ireo polisy. Nahavariana ireo mponina teo Anosy ny nahita polisy efatra mirahalahy nanamboatra ny lalana goaka manoloana ny boriborintany. Asa raha baiko na fandavantena fa izy ireo mihitsy no nandray borety sy nanampina ny lavaka

POLISY MENDRIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

MANJAKANDRIANA

15/12/2018

Nafana hatrany ny fandraisan'ny vahoaka tao Manjakandriana an’i Marc Ravalomanana omaly, ka mankasitraka hatrany, hoy izy.

 

 

Fanambin’ny vahoaka ny hoe: atao voalohany amin'ny isan-jato i Manjakandriana, fanamby sy fanomezan-toky koa no omeko anareo voasoritra anatin'ny "manifesto", mandroso ary mahalala ny lalana aleha no toromarika, hoy i Dada.

FENOARIVOBE

Nohazavain’i Marc Ravalomanana tany Fenoarivobe omaly ny paik'ady hiadiana amin'ny tsy fandriampahalemana, hatsaraina ny fiompiana omby ary hampitomboina ny isany eran'i Madagasikara. Tsy adinoina ny famerenana ny tetikasa fampianarana mba hiditra an-tsekoly ny zaza Malagasy.

MANDOTO

Faly tena faly nahita ny fahavitrihanareo teto Mandoto manohana ahy. Ny fanomezan-toky omeko anareo dia efa voasoratra ao anatin'ny "manifesto" : haverina indray ny fandriampahalemana, hamerina ny rafitra fitsaboana, hampitomboina ny fidiram-bola amin'ny famoronana asa... hoy i Marc Ravalomanana.

ZON’NY ANKIZY

Noho ny faha-70 taonan'ny fiarovana ny zon'olombelona dia nitsidika ny Ecole Privée Ravinala teny Ampitatafika ny Association Andrimaso omaly maraina. Nisy ny fampahafantarana ireo mpianatra sy ireo ray aman-dreny tonga nanatrika ny mahakasika ny zon'ny ankizy. Taorian'izay dia nisy fizarana kilalao ho an'ny mpianatra rehetra.

 

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana