Dans la męme rubrique

Halatra omby Tena misy ireo zandary tratra nifandray tendro tamin’ny dahalo

11/01/2019

Tena misy ireo zandary mifandray tendro amin’ireo dahalo mpangalatr’omby, hoy ny sekretera jeneraly miadidy ny zandarimariam-pirenena omaly.

Halatra omby Tena misy ireo zandary tratra nifandray tendro tamin’ny dahalo

Hamaky ny tohiny...

Fanafihan-jiolahy Olona roa naratra mafy tao Vatofotsy Antsirabe

11/01/2019

Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tao Mahafaly Vatofotsy ny alin’ny alarobia 9 janoary 2019 lasa teo. Olona mpianaka no naratra mafy sy manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitalin’Andranomadio vokatr’izany.

Fanafihan-jiolahy Olona roa naratra mafy tao Vatofotsy Antsirabe

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana “Cash point” teny Ambodin’Isotry Voaroba ny vola 4 tapitrisa ariary

09/01/2019

Taorian’ny fandrobana ireo toeram-pivarotam-panafody teto an-drenivohitra dia manomboka mahita faisana indray amin’izao ireo “cash point”

Fanafihana “Cash point” teny Ambodin’Isotry Voaroba ny vola 4 tapitrisa ariary

Hamaky ny tohiny...

NISY NANAFIKA NY LOOKS

22/12/2018

Nisy nanafika ny looks etsy Andravoahangy. Saingy voasambotra io farany rehefa nisy nahita fa basy kilalao no nampiasainy.

NISY NANAFIKA NY LOOKS

Hamaky ny tohiny...

Fakana an-keriny Miharatsy laza i Madagasikara

18/12/2018

Loza amin’atambo no ateraky ny fakana an-keriny hanaovana fampihorohoroana ny takalon`ny aina amina vola. Tsy fantatra intsony izay tena marina sy ao ambadik`io fomba ratsy io.

Fakana an-keriny Miharatsy laza i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Zandary namoy ny ainy Natao veloma farany tetsy amin`ny toby Ratsimandrava

14/12/2018

Notanterahina omaly alakamisy 13 desambra tokony ho tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro teny amin’ny toby Ratsimandrava, ny fanaovam-beloma ara-miaramila ny vatana mangatsiakan’ny zandary kilasy voalohany Razafimanjaka Tsilefy sy zandary kilasy faharoa Ravalosoa Marcelin,

Zandary namoy ny ainy Natao veloma farany tetsy amin`ny toby Ratsimandrava

Hamaky ny tohiny...

Fanafihan-dahalo Ny lehilahy no tena iharan`ny herisetra

07/12/2018

Faritra maro eto Madagasikara no tena lasibatry ny asan-dahalo, indrindra any Atsimo. Nisy fanadihadiana sy fidinana ifotony natao tamina faritra telo nampanaovin’ny Tahirin’ny Firenena Mikambana momba ny Mponina (FNUAP),

Fanafihan-dahalo Ny lehilahy no tena iharan`ny herisetra

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Fakana an-keriny Miharatsy laza i Madagasikara

15/12/2018

Loza amin’atambo no ateraky ny fakana an-keriny hanaovana fampirohoroana ny takalon`ny aina amina vola. Tsy fantatra intsony izay tena marina sy ao ambadik`io fomba ratsy io.

 

 

 Maro ny tranga fakana an-keriny nisesy tamin`ity taona ity ary tsy mba misy ny fitoriana kanefa vola tsy tambo isaina no takian`ireny tambajotra tsy mataho-tody ireny. Ho an`ny teratany vahiny manokana, tsy hay raha misy ambadika politika fa raha ny loharanom-baovao dia fandrahonana no atao azy ireo. Tsy fantatra mazava fa ny vola azo avy amin`ireny no nanaovana propagandy satria nisy olona akaiky tamina kandidà ho filoham-pirenena no voarohirohy tamin`ity resaka kidnapping ity. Tsy misy fanavakavahana fa na vahiny na tompon-tany dia samy mandry an-driran`antsy avokoa noho ny loza mitatao. Lasa misy fiantraikany any amin`ny olo-tsotra ity asa ratsy ity ary mizaka izany amin`izao ny tontolo any ambanivohitra. Tsy misy afa-tsy ny fanampiana ny isan`ny mpitandro ny filaminana no azo atao ary hamafisina ny sampandraharaham-pitsikilovana sy ny fiarovan-tenan`ny mponina any ambanivolo. Ho fanampin`izany, tokony hiverenana dinihana ihany koa ny momba ny dina. Lasa fanao sy niverimberina io asa ratsy io ka manaratsy endrika an`I Madagasikara hatrany. Inona no ataon’ny manampahefana e ? Mahakasika ny asa fakana an-keriny izay nihanahazo vahana tato ho ato, naverina ny “cellule d`enquete mixte” (CME) hisahana ny asa fakana an-keriny ka ho hita izay vokany.

Marigny A.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana