Dans la męme rubrique

Ntsay Christian ho Praiminisitra Tsy levon’ny vavonin’ny MAPAR sasany…

15/01/2019

Ny sabotsy takariva dia nihaona manokana i Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Ntsay Christian, saingy tsy nisy nipika ny resaka. Mandeha ny fanangonan-tsonia amin’izao eny amin’ny antenimieram-pirenena amin’ny mbola hamerenana an’Atoa Ntsay Christian ho praiminisitra.

Ntsay Christian ho Praiminisitra Tsy levon’ny vavonin’ny MAPAR sasany…

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny IEM Hisedra olana goavana ara-bola…

15/01/2019

Tsy maniry ratsy ho an’ny fitondram-panjakana vaovao hotarihin’i Andry Rajoelina sy ny firenena fa sarotsarotra ny zavatra miandry ny mpitondra.

Rajoelina sy ny IEM Hisedra olana goavana ara-bola…

Hamaky ny tohiny...

Fitadiavan-tseza sy fahefana Raikitra ny resa-poko sy fiaviana

15/01/2019

Fomba fanao amin’ny fitadiavan-tseza sy fahefana ary toerana ao anaty fanjakana ny resa-poko sy fiaviana.

Fitadiavan-tseza sy fahefana Raikitra ny resa-poko sy fiaviana

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Sarotra ny mitondra ny Malagasy

15/01/2019

Goavana ny asa miandry ny filoham-pirenena vaovao. Fanamby sy velirano ao anatin’ny fandaharan’asa ny filoham-pirenena vaovao ny hanatsarana ny sosialim-bahoaka ao anatin’ny dimy taona.

Fitantanana ny firenena Sarotra ny mitondra ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Vinan’i Andry Rajoelina Tokony hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka, hoy ny ABA

15/01/2019

Mitohivakana ny fanehoan-kevitra mikasika ny fahazoan’ny malagasy filoham-pirenena vaovao, Andry Rajoelina. Naneho ny heviny manoloana izany ny filohan’ny Antokom-Bahoaka malagasy (ABA), Dany Rakotoson.

Vinan’i Andry Rajoelina Tokony hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka, hoy ny ABA

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Maro ny adidy mbola miandry azy

15/01/2019

Niomana fatratra ny hitondra firenena i Marc Ravalomanana, ary nipetrapetraka ny programam-pampandrosoana, kanefa ireny no voka-pifidianana izay niteraka adihevitra saingy naneho fahendrena izy.

Marc Ravalomanana Maro ny adidy mbola miandry azy

Hamaky ny tohiny...

Arlette Ramaroson « Manana ny heviny Andriamanitra. »

15/01/2019

Tsy matin’ny malagasy maro lolo hatramin’izao ny anton’ilay fianianana tsy misy vavaka sy baiboly etsy Mahamasina amin’ny sabotsy.

Arlette Ramaroson « Manana ny heviny Andriamanitra. »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Ampamoaka momba ny tantaram-pirenena Voasongona Ratsirahonana

15/12/2018

Naely nanerana ny haino aman-jery mpomba ny kandida n°13 tao ho ao ny hanaovan-dRatompokolahy Ratsirahonana Norbert Lala ampamoaka, mialoha ny fifidianana fihodinana faharoa ny 19 desambra izao.

 

 

 

 Ny an’ny mpanao gazety Rolly Mercia sy Razara Pierre navoakany tao amin’ny haino aman-jery tantanan’izy ireo tsirairay avy, ny Radio Mivantana 95.2 Fm sy 101.8 Fm, tamin’ny alarobia 12 desambra 2018 teo anefa no tonga mialoha. Samy nanitrikitrika izy ireo fa efa nitondra faisana noho ny nataon’ity mpahay lalàna ikoizana ity avokoa ireo filoham-pirenena sy mpitondra fanjakana  rehetra nifandimby teto Madagasikara hatramin’izay nanomboka tany amin’ny filoham-pirenena Zafy Albert, ny filoham-pirenena Ravalomanana, ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ary ny filohan’ny tetezamita Andrinirina Rajoelina izay efa nahazo toro vohony sy fita-bitro tanteraka taminy im-betsaka nefa dia mbola mitoky aminy indray ankehitriny. I Maradona (mpampidi-baolina amin’ny tanana) no anaram-bosotra nomen’i Fidèle an’ity mpahay lalàna ity noho ny hafetsifetseny mahay mampiditra sy mamoaka ny olona tohanany. Hitrikitrihan’ireto mpanao gazety mirahalahy ireto fa ny fanapahan-kevitra raisin-dRajoelina rehetra hatramin’ny 2009 no ho nankaty amin’ny taona 2018 aty dia saika avy amin-dRatompokolahy Norbert Lala Ratsirahonanana avokoa.

 

Ntsoavina Evariste

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana