Jean Gilardin Rabemanana
“Ny fanatanjahantena no nitazona ny ainy”
18/02/2019
Natao veloma farany tetsy amin’ny Ekar Md Francois Xavier Antanimena omaly ny nofo mangatsiakan’ny kintan’ny baolina kitra Malagasy,
Jean Gilardin Rabemanana
“Ny fanatanjahantena no nitazona ny ainy”
Hamaky ny tohiny...
Africa Basket-ball League Vondrona D
Ny Smouha EGYPTE sy ny Petro de Luanda ANGOLA no tafita
18/02/2019
Ny ekipan’ny Smouha avy any Egypte sy ny Petro de luanda avy any Angola no ekipa 2 nahazo ny laharana 2 voalohany tao amin’ny vondrona D (Round 16) nilalao tao amin’ny Lapan’ny
Africa Basket-ball League Vondrona D
Ny Smouha EGYPTE sy ny Petro de Luanda ANGOLA no tafita
Hamaky ny tohiny...
Baolina kitra Analamanga ankatoky ny famaranana D-1
Ny As Adema sy ny Cosfa no tafavoaka ho mpandresy
18/02/2019
Ny As Adema sy ny Cosfa samy nandresy 1-0 avy an’ny Mama Fc sy ny Uscafoot no tafavoaka ho mpandresy tamin’ireo lalao manasa-dalana 2 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra eto
Baolina kitra Analamanga ankatoky ny famaranana D-1
Ny As Adema sy ny Cosfa no tafavoaka ho mpandresy
Hamaky ny tohiny...
Ligin ‘i Bongolava
Notolorana amboara omaly ny Ajesaia na eo aza ny fitoriana
18/02/2019
Tontosa omaly alahady 17 febroary 2019 tao amin’ny kianjan’i Tsiroanomandidy ny andro farany teo amin’ny lalao Poule des As tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitran’i Bongolava sokajy D-1 ka nahazoana ny vokatra :
Ligin ‘i Bongolava
Notolorana amboara omaly ny Ajesaia na eo aza ny fitoriana
Hamaky ny tohiny...
Africa Basket-ball League
Nandresy ny Smouha Sc sy ny Petro Atletico
16/02/2019
Tsy nisy alaharo fa nanomboka avy hatrany omaly zoma 15 febroary 2019 tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fifaninanana Africa Basket League 2019 ho an’ny vondrona D misy
Africa Basket-ball League
Nandresy ny Smouha Sc sy ny Petro Atletico
Hamaky ny tohiny...
Tompondakan’ny Ligue 1 Analamanga
Vonona handrombaka izany ny Uscafoot
16/02/2019
Hotanterahina rahampitso alahady 17 febroary 2019 etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny ankatoky ny famaranan’ny fiadiana ny amboaran’ny baolina kitra eto Analamanga sokajy ligue 1.
Tompondakan’ny Ligue 1 Analamanga
Vonona handrombaka izany ny Uscafoot
Hamaky ny tohiny...
Tompondaka D-1 Ligin’i Bongolava
Mampisavorovoro ny fananan’i Yvon AJESAIA « licence » 2
15/02/2019
« Mbola manankery ve ny lalàna mikasika ny fandrarana fananan’ny mpilalao iray « licence »-na baolina kitra 2 avy amin’ny ligy 2 samihafa eto amintsika ? », hoy ny fanontaniana napetrak’Atoa Andriamiarintsoa Hery Mamy filohan’ny klioban’ny baolina kitra As Andry any Bongolava.
Tompondaka D-1 Ligin’i Bongolava
Mampisavorovoro ny fananan’i Yvon AJESAIA « licence » 2
Hamaky ny tohiny...