Dans la mme rubrique

Seranam-piaramanidina Ivato Tofoka amin’ny kolikoly ny mpandeha

18/02/2019

Voaporofo indray ankehitriny ny mahatonga ny olona maro na teratany na vahiny tsy hisafidy ny sidin’ny kaompania Air Madagascar rehefa ho avy na handao an’i Madagasikara.

Seranam-piaramanidina Ivato Tofoka amin’ny kolikoly ny mpandeha

Hamaky ny tohiny...

Herinandron`ny Akoranafo Vidin-tsolika ahazoan’ny rehetra tombony no tanjona

18/02/2019

Nifarana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny herinandron’ny akoranafo.

Herinandron`ny Akoranafo Vidin-tsolika ahazoan’ny rehetra tombony no tanjona

Hamaky ny tohiny...

Pharmacie Métropole Feno 120 taona katroka

18/02/2019

Notanterahina ny tolakandron’ny sabotsy 16 febroary 2019 teo teny amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ny famaranana ny fankalazana ny faha-120 taona niorenan’ny Pharmacie Métropole eny Antaninarenina.

Pharmacie Métropole Feno 120 taona katroka

Hamaky ny tohiny...

ANDOTIANA – maty tany Frantsa Ho avy amin’ny zoma ny nofo mangatsiakany

18/02/2019

Higadona an-tanindrazana amin’ny zoma 22 febroary ho avy izao ny nofo mangatsiakan’i Andotiana, ilay tovovavy malagasy very ary hita faty tany Frantsa ny herinandro lasa teo.

ANDOTIANA – maty tany Frantsa Ho avy amin’ny zoma ny nofo mangatsiakany

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ivato Tsy manana olana amin’ny fandraisana ilay tetikasan’ny filoha

18/02/2019

Tsy manana olana amin’ny fandraisana ireo tetikasan’ny filoham-pirenena ny kaominina Ivato, raha ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa omaly.

Kaominina Ivato Tsy manana olana amin’ny fandraisana ilay tetikasan’ny filoha

Hamaky ny tohiny...

Nahazo filoha vaovao ny SMM Manantena fahamarinana ny vahoaka

18/02/2019

Andriamatoa Clement Jaona indray manomboka izao no filohan’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM) mandritra ny 3 taona. Izay no vokatry ny fifidianana no tanterahana teny Anosy ny zoma 15 febroary lasa teo.

Nahazo filoha vaovao ny SMM Manantena fahamarinana ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Jirama Ny tetezamita no tena namotika azy

16/02/2019

Hampiakarina avo roa heny araka ny tenin-dRajoelina tokoa ve ny famokarana herinaratra eto amin’ny firenena sa hahena avo telo eny mba hampijaly ny vahoaka ?

Orinasa Jirama Ny tetezamita no tena namotika azy

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Fiaraha-monim-pirenena Miantso hatrany ny tokony hanajan’ny mpitondra ny zon’olombelona

11/12/2018

Tsy voahaja araka ny tokony ho izy ny zon’olombelona eto amintsika, hoy ny “Groupe de travail sur les droits de l’homme” ( GTDH), hivondronan’ireo masoivoho maro samihafa eto amintsika.

 

 

 

 Betsaka ireo endrika hisehoany toy ny fahasahiranana mianjady amin’ny isam-baravarana ka tsy hahafahan’izy ireny mampiana-janaka intsony, ny tsy fisian’ny asa fivelomana, antony mampirongatra ny tsy fandriampahalemana. Na iza na iza mpitondra tonga eo amin’ny fanjakana,  hoy Rtoa Chandoutis Raoera,  anisan’ireo vehivavy voalohany nananganana ny fikambanana miaro ny zon’olombelona voalohany teto Madagasikara dia tokony hanaja ny zon’olombelona izy  fa tsy hihatsaravelatsihy. Ny fanjakana no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fanajana izany manerana izao tontolo izao raha anjaran’ny mpanao gazety kosa ny mampahafantatra izany amin’ny vahoaka hoy izy. Nankalazaina omaly  Alatsinainy 10 desambra ny andro maneran-tany ho fanajana ny zon’olombelona. Anisan’ny nampahafantatra ny asa hatao tetsy amin’ny Carlton Anosy ny GTDH, tafiditra ao anatin’ny fahatsiarovana ny faha-70 taona  nanaovana ny fanambarana ny zon’olombelona raha tamin’ny taona 1996 kosa vao nampihatra izany isika teto Madagasikara.

 

 Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana