Dans la męme rubrique

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Ambohimirary

10/12/2018

Mitaraina ankehitriny ireo mponina eny Ambohimirary eny noho ny fahatapahan-drano efa ho 2 andro mahery izay.

 

 

 Anisan’ny mampanahy ny sasany amin’ireo mponina ho anton’izao zava-misy izao moa ny fanapahan-kevitra izay nitranga nandritry ny fandinihana ny tetibolam-panjakana farany teo izay mitaky ny fampihenana ny famatsiambola ny orinasa Jirama.

Fifidianana

9 andro mialoha ny fifidianana fihodinana faharoan’ny fifaninanana ho filohan’ny repoblika dia hanome fanampim-panazavana mikasika ny karatry ny mpifidy ny avy eo anivon’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI. Etsy Nanisana moa no hanatontosana izany anio.

Mahakasika izay hatrany dia nanamafy ny avy eo anivon’ny prefektioran’Analamanga fa ho hentitra kokoa noho ny tamin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana ho filoham-pirenena teo ny fitandroana filaminana amin’ny fihodinana faharoa. Mampanahy, hoy ny fanazavana, ireo fifandrangitana sy fihantsiana mitranga.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana