Dans la mme rubrique

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

Eny ary koa !

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arôzazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidàn`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...

Hafatra ho anareo

04/01/2019

Jiolahy no tiana hakarina Mba handidy sy hanjaka, Ka totofana ny marina Dia tsy avela hahazo laka ?

Hafatra ho anareo

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Avoahay ilay tisaka oo !!

10/12/2018

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tena tsy faly amin’ny ataonao kosa aloha aho tamin’ity ee ! Tsy mba mitovy amin’ny tamin’ny voalohany mihitsy.

Fa lasa aiza daholo ireny revy rehetra ireny aa ? Avoahay ilay tisaka oo ! Izay dia avela hogejain’ny efa matavy ao fotsiny fa tsy atao tonga any amin’ny toby intsony. Ireny avy ve dia sahin’ny ekipanareo hanaovana vinany ? Tanana efa zatra mitsotra marina moa io ka tsy afaka mivonkona intsony koa ! Enga anie ka mba tsy hanenina ilay jeneraly sola loha nisafidy ny hanohana anareo omaly iny ! Nilaza mantsy izy fa afaka miova, hono, ny zavatra rehetra. Raha ny fihetsik’ireto akamanao ireto anefa dia tena ny fikan-dry zareo tamin’ny 9 taona lasa ihany no hitako ho mbola haveriny raha izao fihetsiny izao fa dia asa moa. Mahereza ianao ry Jean a ! Marina e !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana