Dans la mme rubrique

Halatra omby sy fandrobana Mandray 50 000 ariary isan’andro ny dahalo iray

31/05/2019

Nanamafy indray ny lehiben’ny etamazaoro jeneralin’ny tafika Malagasy (Cemgam) ny jeneraly Rakotonirina Theophile fa tena mila foanana ny dahalo ambony latabatra fa ireo no tena mahatonga ny ady amin’ny asan-dahalo ho sarotra amin’izao fotoana.

Halatra omby sy fandrobana Mandray 50 000 ariary isan’andro ny dahalo iray

Hamaky ny tohiny...

Halatra entana mitentina 13 tapitrisa Ariary Nidoboka am-ponja ilay mpanampy sy ny sakaizany

13/05/2019

Ny sabotsy 04 mey 2019 tokony ho tamin’ny 8 ora sasany alina dia renim-pianakaviana iray, 32 taona, monina eny amin’ny faritra 67Ha

Halatra entana mitentina 13 tapitrisa Ariary Nidoboka am-ponja ilay mpanampy sy ny sakaizany

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Rakotra polisy manao fanamiana sivily ny faritra mena

09/05/2019

Akanjo toy ny olon-drehetra mba tsy hisy hahafantaran’ny jiolahy azy no anaovan’ny mpitandro ny filaminana, efa ho roa herinandro izay hijokoana ireo jiolahy mpanendaka sy mpangarom-paosy eny amin’ny faritra mavaivay.

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Rakotra polisy manao fanamiana sivily ny faritra mena

Hamaky ny tohiny...

Basy tsy ara-dalàna Amin’ny 20 jona no fe-potoana hanaterana azy

08/05/2019

Nanamafy omaly talata 7 mey ny minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Leon Rakotonirina fa manana hatramin’ny 20 jona 2019 ho avy izao ireo olona manana fitaovam-piadiana tsy misy taratasy ara-dalàna mba hanatitra ny azy eny amin’ny mpitandro ny filaminana.

Basy tsy ara-dalàna Amin’ny 20 jona no fe-potoana hanaterana azy

Hamaky ny tohiny...

“La Haute Ville” Tra-tehaky ny polisy ireo mpanendaka mpizahatany

08/05/2019

Mpanendaka sy mpanao herisetra enin-dahy sy vehivavy iray mpivarotra halatra no voasambotry ny polisy avy ao amin'ny kaomisaria etsy Ambohijatovo, nanomboka ny sabotsy 4 mey teo.

“La Haute Ville” Tra-tehaky ny polisy ireo mpanendaka mpizahatany

Hamaky ny tohiny...

Misandoka ho mpanao gazety ireo jiolahy Fanendahana sy fandrobana

07/05/2019

Rehefa avy nifanenjehana teo amin’ny faritra Andraharo ireo jiolahy mpanendaka môtô dia nampiseho ny karatra maha mpiasa amin’ny fahitalavitra ny iray tamin’ireo olon-dratsy.

Misandoka ho mpanao gazety ireo jiolahy Fanendahana sy fandrobana

Hamaky ny tohiny...

MPANAO KIDNAPPING MALAZA Tratra niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana sy odigasy

06/05/2019

Noharatoin’ny zandary any anaty taksibrosy i Zaman’i Fola, ary nosakaina tany anaty kizo fieren-jiolahy kosa ireo zandriny sy tanan-kavanany miisa dimy.

MPANAO KIDNAPPING MALAZA Tratra niaraka tamin’ny fitaovam-piadiana sy odigasy

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Kidnapping tany Manerinerina RN 4 Ankizy vavy roa indray no niharany

06/12/2018

Taorian’ilay resaka kidnapping nahazo an’ilay ankizivavy karana 11 taona antsoina hoe Rahima tamin’ny fiandohan’ny volana novambra 2018 lasa teo tany Manerinerina distrikan’Ambatoboeny

 

 

 RN 4 ka efa nahatrarana ny roa amin’ireo mpanao ratsy dia nitrangana kidnapping hafa indray nihatra tamina zazavavy roa mpiray tampo mpianatra taona faha-11 sy taona faha-7 tao amin’ity toerana ity tamin’ny zoma 30 novambra 2018 lasa teo. Raha tsiahivina, nisy jiolahy 20 nirongo fiadiana toy ny kalach nanafika  ny tokantranon’izy ireo. Lasa tamin’izany ny vola rehetra tao an-trano. Naratra ny raim-pianakaviana tompon-trano izay voalaza fa voakapoky ny vodibasy. Nalain’izy ireo an-keriny koa ireo zazavavy roa ary vola 150 tapitrisa ariary ny sandan’ny famotsarana azy ireo. Hatry ny omaly alarobia 5 desambra 2018 hariva fotoana nanoratana an’ity lahatsoratra ity, tsy mbola tafaverina amin’ny fianakaviany izy roa na dia efa nisy zandary nanao fanadihadiana aza tamin’ny alatsinainy tao amin’ilay toerana nitrangan’ny fakana an-keriny. Voalazan’ny tati-baovao azo avy any Manerinerina fa tsy niantso an’ilay rain’izy mirahavavy intsony koa ireo jiolahy.      

 

Ntsoavina Evariste

            

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana