Dans la mme rubrique

Antananarivo faha-5 Mitsabo vahoaka i Fetra sy Chief Naina

22/03/2019

Ny Fokontany Soavimasoandro no nisantaran’ny TIMK25 eny amin’ny boriborintany faha-5 ny hetsika vizaham-pahasalamana arahina fitsaboana maimaimpoana nanomboka omaly alakamisy 21 martsa.

Antananarivo faha-5 Mitsabo vahoaka i Fetra sy Chief Naina

Hamaky ny tohiny...

Kandida depiote tsy miankina Tsikerain’ireo avy amina antoko sahady

22/03/2019

Tsy manana antoko politika matanjaka isika ary tokony haverina ny hasin’ny antoko politika satria rehefa tsy voafehy ireo tsy miankina be dia be dia malemy ny fitondrana mijoro,

Kandida depiote tsy miankina Tsikerain’ireo avy amina antoko sahady

Hamaky ny tohiny...

Jacques Razafimbelo Menatra amin’ny laza ratsin’ny antenimieram-pirenena

22/03/2019

\Isan’ireo kandida ho depiote nisafidy ny hilatsaka amin’ny anaran’ny tenany manokana ao amin’ny boriborintany voalohany ny kandida Jacques Razafimbelo.

Jacques Razafimbelo Menatra amin’ny laza ratsin’ny antenimieram-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Ny ataony ihany no hampalemy ny fitondrany

22/03/2019

Efa maro ireo mpikambana eo anivon’ny antoko TGV sosotra fony tonga ny fotoana niforonan’ny atao hoe Mapar. Tonga indray ity ny IRD dia takona indray izany ireto roa hafa.

Andry Rajoelina Ny ataony ihany no hampalemy ny fitondrany

Hamaky ny tohiny...

Mialy Rabemanantsoa “Mila mason-tsivana ny firotsahana ho kandida depiote”

22/03/2019

“Tokony hisy masontsivana ny firotsahana ho solombavambahoaka na eo amin`ny fahaizana na eo amin`ny etika sy ny fanajana fitsipika” hoy Mialy Rabemanantsoa, mpahay lalàna.

Mialy Rabemanantsoa “Mila mason-tsivana ny firotsahana ho kandida depiote”

Hamaky ny tohiny...

Kandida solombavambahoaka TIM K 25 Mananjary Hanao izay ho afany ny komity mpanohana azy ireo

22/03/2019

Vonona tanteraka ny hanao izay ho afany ho fampandaniana ny kandidà solombavambahoaka TIM K 25 ao amin’ny distrikan’i Mananajary tarihan’ny lohalisitra Andriamanampisoa Gégé Bernard raha ny nambarany tetsy Mahamasina

Kandida solombavambahoaka TIM K 25 Mananjary Hanao izay ho afany ny komity mpanohana azy ireo

Hamaky ny tohiny...

Afera maloton’ny 2009-2014 Hodiana fanina fotsiny ve ?

21/03/2019

Aferana boaderozy, trafikana harem-pirenena, aferana tanim-panjakana,… dia isan’ny tena nanamarika ny fanjakana tetezamita.

Afera maloton’ny 2009-2014 Hodiana fanina fotsiny ve ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Ampasikely Ambatondrazaka Hatramin’ny raharaham-piangonana avy no hatakalo propagandy

06/12/2018

May volon-tratra ny mpomba ny kandida n° 13 any Ampasikely Ambatondrazaka.

 

 

 

Rehefa tsy nahomby tamin’ny fanomezana simenitra ny fiangonana Ekar sy Fjkm tamin’ny faradoboky ny fampielezan-kevitra ho fanambazana an’ireo mpifidy ao aminy handrotsaka vato ho an’ity kandida ity tamin’ny fihodinana voalohany ny 7 novambra lasa teo dia ny filoham-piangonana Ekar St Joseph Andriamanga Rindravony,  tamin’ny alahady 2 desambra 2018 teo no nampirisihana hanao  fanambarana novakiana tao amin’ny raharaham-piangonana teo imason’ny mpino rehetra fa hiato kely amin’ny asan’Andriamanitra aloha ato ho ato fa handeha hanao fampielezan-kevitra hiaraka amin-dry ben’ny tanàna Jean Louis Robinson sy ny tariny mpanohana mahafatrapo an-dRajoelina hanonitra ny faharesen’ny n°25 ny kandidany n° 13 tohanany tamin’ny fihodinana voalohany teo fa navesatra loatra ny faharesena.   Na malalaka sy zon’ny tsirairay aza ny manohana ny kandida tiany dia mahalasa eritreritra ihany raha hariana amin’ny mety ho fahazoam-bola kely ny asan’ny Tompo efa nahavoaantso  ny tena !

Ntsoavina Evariste

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana