Dans la mme rubrique

27 lahy eny Tsiafahy Hampiady ny Miaramila sy ny Mpitsara

18/06/2019

Ampihorohoroana ny mpitsara mba hamoaka ireo miaramila 27 naiditra am-ponja noho ny raharaha famonoana olona miisa 3 avy any Ambohimahasoa natsipy tao amin’ny reniranon’i Onive teny Ampitatafika distrikan’Antanifotsy hita ny 31 mey teo.

27 lahy eny Tsiafahy Hampiady ny Miaramila sy ny Mpitsara

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny fanaovan-gazety Malagasy Vonon-kanampy amin’ny famahana azy ny CAREA

18/06/2019

Hatramina mpisolovava dia mahamenatra fa misy tsy mahafantatra ny atao hoe Compagnie des arbitres rapporteur et expert agrée pour les cours et tribunaux de Madagascar na CAREA, izany hoe mpahay ny sehatra misy azy avy ary vita fianianana hatramin’izao, hoy ny mpikambana ao anatin’izany, Razaka Oliva.

Olan’ny fanaovan-gazety Malagasy Vonon-kanampy amin’ny famahana azy ny CAREA

Hamaky ny tohiny...

Fampidinana ny vidin-tsolika Nandamoka ny fifampidinihana hatreto…

18/06/2019

Nifampidinika teny amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ireo mpandraharaha ny solika omaly alatsinainy 17 jona.

Fampidinana ny vidin-tsolika Nandamoka ny fifampidinihana hatreto…

Hamaky ny tohiny...

Arabe Andrianampoinimerina Analakely Voadio ny tatatra lehibe

18/06/2019

Tontosa ny fanadiovana sy fanamboarana tatadrano lehibe na ovoïde tao ambanin’ny Arabe Andrianampoinimerina eo Analakely.

Arabe Andrianampoinimerina Analakely Voadio ny tatatra lehibe

Hamaky ny tohiny...

Fifanolanan’ny Air Madagascar sy Air France Hisy fanadihadiana atao amin’ny 2 jolay

17/06/2019

Hisy ny fanadihadiana atao amin’ireo voakasika ny 2 jolay izao mba hamahana ny olana ifandroritan’ny kaompania Air Madagascar sy ny Air France.

Fifanolanan’ny Air Madagascar sy Air France Hisy fanadihadiana atao amin’ny 2 jolay

Hamaky ny tohiny...

Mpamonjy voina etsy Tsaralalana Nahazo fitaovana avy amin’ny firenena Kanadianina

17/06/2019

Taorian’ny fiofanana natrehin’ireo mpiasan’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana dia nahazo fitaovana arifomba ihany koa izy ireo.

Mpamonjy voina etsy Tsaralalana Nahazo fitaovana avy amin’ny firenena Kanadianina

Hamaky ny tohiny...

Fanendrena ny Tale jeneraly vaovaon’ny BIANCO Efa any am-pelatanan’ny filoha ireo anarana 3

14/06/2019

Efa nalefa any amin’ny filoham-pirenena ny 2 jona lasa teo ny anaran’ireo olona 3 hisafidianany ka tendrena ho tale jeneralin’ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco)

Fanendrena ny Tale jeneraly vaovaon’ny BIANCO Efa any am-pelatanan’ny filoha ireo anarana 3

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Lalao Kapsilinaka Olona miisa 230.000 no efa nahazo loka

06/12/2018

Olona miisa 230.000 hatreto no efa nahazo loka tamin’ilay lalao kapslinakà nokarakarain’ny zava-pisotro Fresh sy ny orinasa Telma tao anatin’ny roa volana.

 

Notanterahina omaly indray ny fanolorana  ny loka ho an’ireo izay tsara vintana tamin’ity volana desambra ity ka nisy ireo nahazo antso an-tariby maimaimpoana avy amin’ny Telma. Nisy  ireo nahazo sms marobe  fatao ihany koa ireo nahazo loka goavana toy ny fiara renault kwid izay miisa roa no nozaraina, ny  môtô scooter Peugeot  kisbee, ny fahitalavitra écran plat miloko, ny solosaina, ny smartphones. Miisa 28 teo ho eo ireo nahazo omaly; loka mitotaly hatrany amin’ny 800 tapitrisa Ar. Tao anatin’ny hafaliana tanteraka no nandraisan’ireo mpilalao ny fanomezana ho azy, izay marihina fa tena tsy nanam-po akory ny ankamaroany fa nilalao nampifaly ny fianakaviana fotsiny ihany. Tsiahivina fa ny fampidirana ilay kaody #481#  anaty finday no hahafahana mandray anjara amin’ny lalao, arahin’ireo tarehimarika ao ambadiky ny kapisily miloko mavo an’ny zava-pisotro fresh.

Pati

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana