Dans la mme rubrique

Teatra Malagasy Feno 90 taona amin’ity 2019 ity ny Tropy Jeannette

14/01/2019

Feno 90 taona katroka amin’ity 2019 ity ny tropy teatraly Malagasy “Tropy Jeannette” izay niforona tamin’ny taona 1929.

Teatra Malagasy Feno 90 taona amin’ity 2019 ity ny Tropy Jeannette

Hamaky ny tohiny...

Tarika Spesialista Hamoaka hira vaovao betsaka mihetsiketsika

12/01/2019

Mitondra zava-baovao ny tarika Spesialista, tarihin-dRandrianasolo Hugues amin’izao fiandohan’ny taona vaovao 2019 izao.

Tarika Spesialista Hamoaka hira vaovao betsaka mihetsiketsika

Hamaky ny tohiny...

Fanaovana hosodoko Tsy ampy ny sehatra ivelarana eto Madagasikara

10/01/2019

Velon-taraina ireo mpanao hosodoko eto Madagasikara noho ny tsy fahampian’ny fitaovana. Olana be ihany koa, hoy izy ireo ny tsy fisian’ny sehatra mba ahafahana mivelatra.

Fanaovana hosodoko Tsy ampy ny sehatra ivelarana eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Sary hosodoko Manomboka mahaliana ny tanora Malagasy

07/01/2019

Manomboka mahaliana ireo tanora eto amintsika ny sary hosodoko. Marobe tokoa mantsy ireo tonga mitsidika ilay hetsika Fangaro II tanterahina etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely

Sary hosodoko Manomboka mahaliana ny tanora Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka malagasy Avereno amin’ny hasiny, hoy ny ABA

05/01/2019

Nivalona iny ny taona 2018, tontosa ihany koa ny fifidianana ho filoham-pirenena ary miandry ny valiny avy amin’ny HCC isika.

Vahoaka malagasy Avereno amin’ny hasiny, hoy ny ABA

Hamaky ny tohiny...

Mpanao asa tanana Malagasy Maro ireo olana mila vahana

03/01/2019

Tsy azo tsinontsinoavina sy hodian-tsy hita ny asa tanana satria maherin’ny roa tapitrisa amin’ny Malagasy no mivelona aminy. Mitondra vokatra ho amin’ny fampandrosoana ara-toekarena eto Madagasikara izany satria manome 15 % hatramin’ny 17 % amin’ny harinkarena faobe.

Mpanao asa tanana Malagasy Maro ireo olana mila vahana

Hamaky ny tohiny...

Light Generation,NTC Gospel sy Messengers Nanampy ankizy sy renim-pianakaviana 200 mahery

31/12/2018

Ankizy miisa 105 sy renim-pianakaviana miisa 105 no nisitraka ny asa fanasoavana nataon’ny fandaharana Light Generation sy ny tarika NTC Gospel ary ny Messengers ny zoma lasa teo.

Light Generation,NTC Gospel sy Messengers Nanampy ankizy sy renim-pianakaviana 200 mahery

Hamaky ny tohiny...


kolontsaina

Mpilatsaka an-tsitrapo Malagasy Tanora avokoa ny 39 %

06/12/2018

Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fisian’ireo mpilatsaka an-tsitrapo, raha araka ny fanazavan’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny serasera sy ny fifandraisan-davitra Atoa Guy Laurent Ramanakamonjy.

 

 

Ho antsika eto Madagasikara mantsy dia saika izy ireo avokoa no manampy amin’ny asa fanabeazana tsy handoavana karama, mijery ireo olona lasibatry ny loza  voajanahary… Tamin’ny taon-dasa fotoana izay  nampirongatra ny aretina pesta, ohatra, dia saika mpilatsaka an-tsitrapo avokoa no nandeha nitety tokantrano nampianatra ny mponina ny amin’ny fiarovana tokony hatao sy ny fanatonana tobim-pitsaboana raha vantany vao misy tranga hafahafa. Nankalazaina omaly ny andro maneran-tany ho an’ny mpilatsaka an-tsitrapo. Filaharam-be niainga avy eny  Analakely, nihazo an’Anosy no nentin’izy ireo nanamarihana azy io omaly. Nivoitra nandritra izany fa efa mahatratra 609.000 ireo mpilatsaka an-tsitrapo teratany Malagasy miasa eto amintsika ankehitriny. Ny 54 %- n’ireo dia vehivavy avokoa,  raha eo amin’ny salan-taona antonony kosa ny 39%. Tsiahivina moa fa tamin’ny taona 2015 no nanomboka nanome lanja ny mpilatsaka an-tsitrapo isika eto Madagasikara, araka ny lalàna laharana 015. Vao tamin’ny filankevitry ny minisitra ny talata teo no nivoaka ny fampiharana izany hanjary hanan-kery ho fanatsarana ny fiainan’ny mponina amin’ny andavanandro.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana