Dans la mme rubrique

Mpivoy ny fanorenana ifotony Miantso ny tia tanindrazana hivory eny Ivato

13/12/2018

Efa niteny foana izahay, hoy ny mpanao politika, Joseph Yollande, fa tokony handeha mialoha ny fifidianana ny fanorenana ifotony.

Mpivoy ny fanorenana ifotony Miantso ny tia tanindrazana hivory eny Ivato

Hamaky ny tohiny...

Krizy aorian`ny fifidianana Volena ao anaty sain`ny Malagasy ?

13/12/2018

Lasa resabe ary volena ao anaty sain’ny Malagasy mihitsy fa hisy olana aorian’ny fifidianana.

Krizy aorian`ny fifidianana Volena ao anaty sain`ny Malagasy ?

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politikan-tseza Ho sahirana atsy ho atsy

13/12/2018

6 andro sisa dia ho tonga ny datin’ny 19 desambra. Fotoana farany hanapahan’ny vahoaka Malagasy ny tena tiany hitondra azy.

Mpanao politikan-tseza Ho sahirana atsy ho atsy

Hamaky ny tohiny...

Mpivoy ny fanorenana ifotony Miantso ny tia tanindrazana hivory eny Ivato

13/12/2018

Efa niteny foana izahay, hoy ny mpanao politika, Joseph Yollande, fa tokony handeha mialoha ny fifidianana ny fanorenana ifotony.

Mpivoy ny fanorenana ifotony Miantso ny tia tanindrazana hivory eny Ivato

Hamaky ny tohiny...

Hanasoavana ny Malagasy ny MAP 2 Asa mivaingana ao anatin’ny 100 andro

13/12/2018

Tany amin’iny ilany Atsimo Atsinanan’ny Nosy sy Vatovavy Fitovinany sy Menabe toa an’i Vohipeno, Farafangana, Manakara, Morondava no nanatanterahan’i Marc Ravalomanana fampielezan-kevitra omaly.

Hanasoavana ny Malagasy ny MAP 2 Asa mivaingana ao anatin’ny 100 andro

Hamaky ny tohiny...

Adin’ny kanosa sy politika maloto Raikitra ny fanosoram-potaka sy fisolokiana

13/12/2018

Ankoatra ny fandanian-drora any anaty haino aman-jery, dia naparitaka nanomboka omaly indray ny trakta sy ny afisy natao hampiroaroa saim-bahoaka sy hanakiviana azy hankahala an-dRavalomanana.

Adin’ny kanosa sy politika maloto Raikitra ny fanosoram-potaka sy fisolokiana

Hamaky ny tohiny...

Tsy fiandanian’ny governemanta Hendry ny TIM, tsy tan-dalàna ny MAPAR

13/12/2018

Raran’ny lalàna tsy afaka manao fampielezan-kevitra ny olom-panjakana ambony voatendry tamin’ny alalan’ny didim-panjakana, tahaka ny minisitra sy tompon’andraiki-panjakana ambony samihafa.

Tsy fiandanian’ny governemanta Hendry ny TIM, tsy tan-dalàna ny MAPAR

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fandresen-dahatra ireo mpifidy Raikitra ny « porte à porte » ataon’ny Zanak’i Dada

06/12/2018

Ny nilatsahan’ny toromarika no ela dia efa nanomboka ny fitsidihana isam-pokontany sy isan-tokantrano na porte à porte ataon’ireo mpanaradia ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana.

 

 

 Somary niova endrika kely ny propagandy, tsy nifantoka fotsiny amin’ny fihaonambe sy kabary fa niditra lalina kokoa nanatona ny vahoaka mpifidy ka nitsidika ny isan-tokantrano ka niresaka ny Manifesto izay famintinana ny fandaharanasan’ny kandida laharana faha-25. Mahasahana ny fiainan’ny isan-tokantrano sy ny faritra ary ny firenena ity fandaharanasa ity, mifandraika amin’ny zava-misy eto Madagasikara ary manaraka ihany koa ny fivoaran’ny fifandraisana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Fa ny tena zava-dehibe dia ny fifampiresahana mivantana sy mifanakaiky kokoa, ka eo no afaka manontany na mitondra fanamarihana ny tsirairay. Fifampiresahana no atao fa tsy ilay hoe « kabary tsy valiana », araka ny fomba fiteny. Mijery akaiky izay tena manjo ny vahoaka i Marc Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy ka avy amin’izay no hahitana ny fomba hanatanterahana ny asa rahatrizay tonga eo amin’ny fitantanana ny firenena.

 

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana