Dans la męme rubrique

Mba tsy ho toky fitaka anie …

17/01/2019

Ny olom-banona tsy vonona Ny olom-bonona tsy vanona Mila olomanga ny firenena Mba hitantana ireo harena.

Mba tsy ho toky fitaka anie …

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

Eny ary koa !

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arĂ´zazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidĂ n`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Rehefa tsy mahay ny hira mangina

30/11/2018

Salama Jean aa! Ianao hoy aho efa teneniko foana hoe mangina rehefa tsy hay ilay hira! Ny tononkira efa tsy alefanareo amin’izay laoniny fa mbola tsy hay intsony koa na mivalana na mahitsy ny hanaovanareo azy.

 

 Aleo rangahy mba handeha amin’izao fotsiny ilay vazo fa inona ary ity aa! Izahay anie tena mihaino an’io razoky io fa tsy hoe miandry zavatra hafa akory ee! Ny anareo ohatry ny rehefa tsy mifanaraka amin’ny revinareo izany dia gafiana foana ilay olona. Io anie ry Jean mila ianarana ny zava-drehetra izay vao hitetatetana idirana ee! Mba ampianaro ihany hoy aho ny zaza fa tsy dia hidirana zebra daholo ity revy rehetra eto an-tanàna ity na dia tsy zaka aza ny sasany. Resaka matotra anie izany ry Jean ee ! Hamotika foana ary dia ho aiza amin’izay no hiafarana rehefa tsy misy ho potehina intsony? Veloma ianao!

Marco

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana