Dans la mme rubrique

TIA VONINAHITRA

18/01/2019

Tia voninahitra loatra ny filoha mpisolo toerana Rivo Rakotovao. Na efa anio aza ny famindram-pahefana eo aminy sy ny filoha vaovao no hatao,

TIA VONINAHITRA

Hamaky ny tohiny...

BOLOKIM-BAZAHA

17/01/2019

Efa hita tokoa fa bolokim-bazaha ny filoha vaovao Andry Rajoelina na dia niezaka ny nanafina izany aza tamin'ny filazana fa tsy hiankina ara-bola amin'ny

BOLOKIM-BAZAHA

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra malagasy

17/01/2019

Mpianatra Malagasy monina any frantsa antsoina hoe Andotiana Randriamampianina, 23 taona, mirefy 1m58 no tsy hita popoka nanomboka ny 9 janoary teo. Mitaintaina fatratra mikasika ny momba azy ankehitriny ny raiamandreniny sy ny fianakaviany ary manao antsoavo amin’izay mahafantatra azy rehetra manerana izao tontolo izao mba hampandre rehefa misy vaovao.

Mpianatra malagasy

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Fakon’Antananarivo

29/11/2018

Hatramin’ny talata teo no nitokona ny RF2 na ny rantsana mpandraoka fako amin’ireo fokontany maromaro eto

 

 

Antananarivo, ho an’ny tetsy amin’ny fokontanin’Ambohitrakely manokana. Raha ny nambaran’izy ireo dia ny tsy fandraisany ny tambin-karamany avy amin’ny fokontany no anton’ny fitokonana.

Ho an’ny teny Ambohipo kosa dia niara-nientana nanadio sy nandroaka ny fako teny an-toerana ireo mponina. Nanasatra kosa anefa na izany aza ny niandry ny kamiao mpandroaka ireo fako ary raha ny voambara moa dia mbola mipetraka ny olana eo amin’ny CUA sy ny SAMVA.

Fifidianana

Ny kandida mirahalahy, Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana, no hiatrika ny fiodinana faharoa amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena malagasy ny 19 desambra izao, raha ny vaovao ofisialy navoakan’ny HCC. Izy mirahalahy irery ihany koa no nahatafaverina ilay onitra mitentina 50 tapitrisa ariary.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana