Dans la mme rubrique

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

TRANON’NY MPIANATRA

26/11/2018

Fijaliana ny an’ireo mpianatry ny oniversiten’Antananarivo izay monina eny amin’ireo trano natao ho an’ny mpianatra eny Ambatomaro. Mangiran-dratsy, hoy izy ireo, no efa milahatra rano amin’ny Bidon izahay saingy hariva vao mahazo.

 

OLANA FAMATSIAN-DRANO

Nanao fihetsiketsehana ireo mpianatra sy mponina eny Ambatomaro ny Zoma teo noho ny olana amin’ny famatsian-drano. Nisy ny fampiasan-kery avy amin’ny mpitandro ny filaminana, raha ny voalaza, ary ankoatra ny fanipazana etona mandatsa-dranomaso dia nisy koa ny fisamborana sy fikasihan-tanana.

TSY EKENA NY FIKASIHAN-TANANA

Ny marainan’ny sabotsy teo dia nanao fanambarana ny solontenan’ireo mpianatry ny oniversite monina eny Ambatomaro fa tsy manaiky ny fikasihan-tanana azy ireo ary mitaky ny famoahana ireo namany tsy hita popoka. Miisa roalahy moa ireo mpianatra voalaza ho tsy hita izay nalehany ireo.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana