Dans la mme rubrique

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

Eny ary koa !

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arôzazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidàn`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...

Hafatra ho anareo

04/01/2019

Jiolahy no tiana hakarina Mba handidy sy hanjaka, Ka totofana ny marina Dia tsy avela hahazo laka ?

Hafatra ho anareo

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Mba matotra re ry Jean a a !

26/11/2018

Tena izao tokoa ve ry Jean ilay hoe « ny tanana zatra mitsotra tsy afaka mivonkona intsony » ?

 

 Ny azo ambara angamba aloha dia niha lehibe ianao e e ! Fa ny hilaza anao ho niha matotra kosa aleo hiandry kely e e ! Misaotra anao amin’ny finiavana sy fikasana hanova an’ity firenena ity ho toy ny paradisa, raha tena izay tokoa ny fikasanao. Sao dia famahanan-dalitra anay toy ny hatramin’izay indray mantsy. Mba matotra amin’izay re ry Jean a a ! Mba jerijereo ihany ny fanaon’ny olona sy ny fihodin’ity tany ity ! Aiza amin’ireo tanàn-dehibe eto an-tanàna ireo indray ary izao no horavaravanao hanaovana an’izany lamasinina izany ? Na ireo hoe tranobe koa aza e ! Saran-dalana taksibe aza ry Jean eto mampimenomenona ny olona ka mainka fa izany. Sakafony isan’andro aza manahirana azy ny mitady azy. Mba manaraha ny lojika ihany hoy aho! Mba matotra re marina e e !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana