Dans la mme rubrique

Loza mahatsiravina teny Ambohijanaka Zazakely 3 taona maty voadonan’ny fiara

15/01/2019

Zazavakely iray manodidina ny 3 taona no maty tsy tra-drano omaly teny Ambohijanaka Gara, eny Antananarivo Atsimondrano.

Loza mahatsiravina teny Ambohijanaka Zazakely 3 taona maty voadonan’ny fiara

Hamaky ny tohiny...

Potika sy dibo-drano ny lalan’Iarivo Mampahory vahoaka ny fifamoivoizana

14/01/2019

Potika ny lalana, ary dibo-drano izay aleha eto Antananarivo, indrindra fa amin’ny faritra iva amin’izao fotoam-pahavaratra izao.

Potika sy dibo-drano ny lalan’Iarivo Mampahory vahoaka ny fifamoivoizana

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Hampiharina ny lalàn’ny fifamoivoizana

12/01/2019

Tsy maintsy hampiharina amin’izay ny lalàn’ny fifamoivoizana sy ny fiantsonana eto Antananarivo Renivohitra.

Kaominina Antananarivo Renivohitra Hampiharina ny lalàn’ny fifamoivoizana

Hamaky ny tohiny...

Potika ny lalana nanomboka ny 2009 Mila manonitra ny asa tsy vitany Rajoelina

11/01/2019

Potika tanteraka ny lalana eto Antananarivo Renivohitra ankehitriny ary saika ahitana izany na aiza na aiza aleha.

Potika ny lalana nanomboka ny 2009 Mila manonitra ny asa tsy vitany Rajoelina

Hamaky ny tohiny...

Anosizato, Fasan’ny karana Amin’ny 5 ora hariva dia efa raikitra ny sinto-mahery

11/01/2019

Amin’ny 5 ora hariva dia efa miasa ireo mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy etsy Anosizato sy Fasan’ny karana isan’andro, raha araka ny fanazavan-dRandrianarijaona Liva, sefom-pokontany etsy Anosizato Atsinanana I.

Anosizato, Fasan’ny karana Amin’ny 5 ora hariva dia efa raikitra ny sinto-mahery

Hamaky ny tohiny...

Fehezan-dalàna mifehy ny fitaterana an-dranomasina Efa tena lany daty ny an’i Madagasikara

08/01/2019

Nanatanteraka atrikasa nasionaly tetsy amin’ny hotely Sakamanga Antsahavola omaly alatsinainy 7 janoary ny minisiteran’ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro miaraka tamin’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy ny ranomamy (APMF).

Fehezan-dalàna mifehy ny fitaterana an-dranomasina Efa tena lany daty ny an’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Tobim-piantsonana Andohatapenaka Maina ny karama, velon-taraina sahady ny koperativa

08/01/2019

Velon-taraina ny amin’ny tsy fisian’ny karama sahady ireo mpitatitra mihazo ny faritra etsy amin’ny toby fiantsonana Andohatapenaka. Raha ny fanadihadiana natao dia zara raha mahalasa fiara iray isan’andro ny koperativa iray, indrindra fa ny mianavaratra toy ny mihazo an’Ambilobe, Ambanja, Antsohihy.

Tobim-piantsonana Andohatapenaka Maina ny karama, velon-taraina sahady ny koperativa

Hamaky ny tohiny...


Fifamoivoizana

Mpampiasa taksibe eny Ivato Hanao filaharambe anio…

24/11/2018

Tofoka ireo taksibe ao amin’ny zotra D mampitohy an’i Vassacos sy Ivato ireo mpandeha eny an-toerana. Mbola mitohy hatrany mantsy ny fanariana mpandeha an-dalana hataon’izy ireo.

 

  Misy indray ireo manao tapa-dalana nefa maka saran-dalana 500 Ar ankoatra ny tsy fanajana ny mpanjifa. Hanatanteraka  filaharambe entina hanehoana ny tsy fahafaliany ireo mpanjifa ireo anio sabotsy  sady hitaky ny hampidirana koperativa vaovao ihany koa. Hiainga eo amin’ny Horizon ny filaharana  handalo eny amin’ny seranam-piaramanidina ka hipaka hatreny amin’ny fiangonana katolika mihitsy.  Ny polisy kaominaly eny an-toerana sy ireo zandarimariam-pirenena no hifanome tanana amin’ny fandrindrana izany. Ny antony dia ny hanairana ireo taksibe ao  amin’ny zotra D izay nomarihin’ireo mponina eny an-toerana fa tena manao tsinontsinona mpandeha tokoa na dia efa niakatra ho 500 Ar aza ny saran-dalana. Ho an’ny kaominina Ivato manokana dia efa nangataka fihaonana tamin’izy ireo ny Ben’ny tanàna saingy tsy nahazo valiny hatreto. Mikasika ny fampiharana ny sazy ho an’ireo tsy manara-dalàna kosa dia fantatra fa miisa folo hatreto ireo efa  tratra.

 

Pati

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana