Dans la męme rubrique

Paraky, Namontana, Marais Masay Mirongatra ny asan-jiolahy

17/01/2019

Tsy an-tsaha tsy an-tanĂ na ny tsy fandriampahalemana fa saika manerana ny Nosy.

Paraky, Namontana, Marais Masay Mirongatra ny asan-jiolahy

Hamaky ny tohiny...

Halatra finday avo lenta Tovolahy iray 22 taona no voasambotry ny SUT

17/01/2019

Ny 13 janoary 2018 lasa teo, tovolahy iray 22 taona no voasambotry ny Polisin’ny SUT teny Itaosy noho ny resaka halatra finday.

Halatra finday avo lenta Tovolahy iray 22 taona no voasambotry ny SUT

Hamaky ny tohiny...

Faritra Itasy Misedra olana ny tantsaha

16/01/2019

Mikaikaika ny tantsaha any amin’ny faritra Itasy noho ny tsy fandriampahalemana, indrindra tamin’ny taona 2018 lasa iny.

Faritra Itasy Misedra olana ny tantsaha

Hamaky ny tohiny...

Fangalarana Starex sy famonoana mpamily Olona 7 no voasambotra teny Ankazobe

16/01/2019

Tanora fito mianadahy, 21 hatramin`ny 25 taona no voasambotry ny polisy misahana ny ady heloka bevava noho ilay raharaha fangalarana fiara Starex sy famonoana ny mpamily azy.

Fangalarana Starex sy famonoana mpamily Olona 7 no voasambotra teny Ankazobe

Hamaky ny tohiny...

Halatra omby Tena misy ireo zandary tratra nifandray tendro tamin’ny dahalo

11/01/2019

Tena misy ireo zandary mifandray tendro amin’ireo dahalo mpangalatr’omby, hoy ny sekretera jeneraly miadidy ny zandarimariam-pirenena omaly.

Halatra omby Tena misy ireo zandary tratra nifandray tendro tamin’ny dahalo

Hamaky ny tohiny...

Fanafihan-jiolahy Olona roa naratra mafy tao Vatofotsy Antsirabe

11/01/2019

Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tao Mahafaly Vatofotsy ny alin’ny alarobia 9 janoary 2019 lasa teo. Olona mpianaka no naratra mafy sy manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitalin’Andranomadio vokatr’izany.

Fanafihan-jiolahy Olona roa naratra mafy tao Vatofotsy Antsirabe

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana “Cash point” teny Ambodin’Isotry Voaroba ny vola 4 tapitrisa ariary

09/01/2019

Taorian’ny fandrobana ireo toeram-pivarotam-panafody teto an-drenivohitra dia manomboka mahita faisana indray amin’izao ireo “cash point”

Fanafihana “Cash point” teny Ambodin’Isotry Voaroba ny vola 4 tapitrisa ariary

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Tsy mandry fahalemana ny firenena Tompon’andraikitra voalohany ny fitondram-panjakana

23/11/2018

Manao antso avo amin`ny tompon’andraiki-panjakana ny mpiaro ny zon`olombelona avy amin`ny fiarahamonim-pirenena mba hijery akaiky ny raharaha misy amin`izao fotoana.

 

Na tiana na tsy tiana, ny iraisam-pirenena dia nametraka tsara fa eo anatrehan`ny tsy fandriampahalemana na ny fijerena ny fiainam-bahoaka dia tompon’andraikitra voalohany ny fitondrana. izy no tokony hiantoka ny firindran`ny fandriampahalemana eto an-toerana. Miandry ny fandraisana andraikitry ny fitondrana ny vahoaka Malagasy izay miraviravy tanana, hoy Raoera Chandoutis, avy amin`ny fikambanana mpiaro ny zon`olombelona. Eran-tany, matoa tsy misy ny fandriampahalemana  dia ny ao anatin`ny fitantanana no tsy manao ny andraikiny voalohany. Misy politika ambadika ve sa tsy zakan`ny mpitondra fa maika tamin`ny fifidianana ? Tsy entina hanenjehana an`iza n`iza, hoy Raoera Chandoutis fa matoa nisy ireny tranga ireny dia manana andraikitra hiaro ny vahoaka ny fanjakana. Tsiahivina fa nisy naka an-keriny ny talen`ny orisana Trans Fy ny alarobia lasa teo, Harman Kamis,  any Toamasiana raha ny fampahafantarana avy amin`ny vondron`ny teratany karana mizaka ny zom-pirenena frantsay monina eto Madagasikara (CFOIM). Izy no teratany karana fahatelo tao anatin`ny herinandro. Sesilany ny fanafihana mitam-piadiana sy ny fanendahana manerana ny Nosy. Maro ny matin’ny fitsaram-bahoaka, niverina ihany koa ny fakana an-keriny. Tsy mandry fahalemana ny vahoaka Malagasy ka miantso ireo tomponandraikitra mahefa hijery ifotony ny raharaha. Araka ny voalazan`ny and. faharoa amin`ny fanambarana iraisam-pirenena ny zon`olombelona dia ”manana zo hiaina ny olona tsirairay”. Andrasana ho ringana ary ve ny Malagasy ? Na dia tsy tian’ny mpitondra resahina aza dia goragora ny fampiharana ny lalàna eto Madagasikara.

 

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana